Lanonam-pankalazana ny faha-120 taonan’ny Akademia Malagasy
20 mai 2022
Mahajanga

AKADEMIA MALAGASY

📌Lanonam-pankalazana ny faha-120 taonan’ny Akademia Malagasy
Mahajanga, 20 may 2022.

Taorian’ny lanonam-panokafana natao tao Antananarivo sy Fianarantsoa, dia Mahajanga no nandray ny lanonana fankalazana ny faha-120 taonan’ny Akademia Malagasy, izany dia notanterahana tao amin’ny Maison de la Communication et de la Culture.

Amin’ny maha mpikambana mpifandray azy ao amin’ny Akademia Malagasy dia nanotrona izany taty an-toerana ny Minisitry ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa, ny Pr. ASSOUMACOU Elia Béatrice.

Nifantoka tamin’ny fanasongadinana sy kolontsaina malagasy fa indrindra ny teny malagasy ny hetsika izay nitondra ny lohahevitra hoe : "Sehatra avo lenta ifampizarana amin’ny rehetra ny fahalalana an’i Madagasikara sy ny Malagasy". Nitohy tamin’ny fifanolorana fanomezana fahatsiarovana sy velan-kevitra samihafa ny fotoana.
Hotanterahana any Toliara indray ny fotoana manaraka amin’ny volana Septambra.


Voir aussi:
FILAZANA MAHAKASIKA NY VATSIM-PIANARANA  |3 avril 2022|
Signature de convention entre l’Université d’Antananarivo, (...)  |7 décembre 2021|
Le MESupReS en « 6eme édition du Forum de la Recherche 2023 (...)  |17 mars 2023|
45 ème anniversaire CNARP  |24 mai 2022|
Réunion d’échange  |5 avril 2022|
Fihaonana SECES   |24 mai 2022|
ONIVERSITE MANARA-PENITRA   |19 mars 2022|
ANDRO IRAISAM-PIRENENA HOAN’NY VEHIVAVY   |8 mars 2022|
Visite de courtoisie de la Délégation Iranienne  |30 mai 2022|
Académie malgache  |24 mars 2022|
« DIGITALISATION »  |1er mars 2022|
Ma Thèse en 180 seconde 4ème édition  |9 juin 2022|
FAMBOLEN-KAZO MESUPRES 2022  |25 mars 2022|
CoPRIES : Conférence des Présidents d’Institution d’Enseignement (...)  |18 février 2022|
Trano fonenana manara-penitra hoan’ny mpianatry ny Oniversiten’i (...)  |30 avril 2022|
Fitokanana ny " Atelier Luban" Vontovorona  |18 février 2022|
Institut des Langues et de Civilisations (ILC) Oniversite (...)  |13 décembre 2021|
Fanazavana mahakasika ny tolo-dalàna momban’ny fizakan-tenan’ny (...)  |25 avril 2022|
Fidinana ifotony tany Ambato Boeny sy Farafangana.  |18 février 2022|
Voin-kava-mahatratra, tolo-tanana hoan’ireo tra-boina noho ny (...)  |24 janvier 2022|
Fanohanana voka-pikarohana azahoana ny mari-pahaizana (...)   |22 avril 2022|
BOURSES D’ETUDE DE LA REPUBLIQUE TURQUIE   |17 février 2022|
Un Centre pour la recherche de haut niveau à Madagascar.   |10 décembre 2021|
FIZAKAN-TENAN’IREO ONIVERSITE   |9 mai 2022|
BOURSES D’ETUDE ROYAUME UNI   |17 février 2022|
Fanakorontanana ny fampielezana tsaho eo anivon’ny "cités (...)   |2 février 2022|
FITOKANANA IREO FOTODRAFITRASAM-PIKAROHANA   |11 mai 2022|
Fiaraha-miasa miaraka amin’ny OMS   |14 février 2022|
Parc Botanique et Zoologique de Tsimbazaza Hetsika fanadiovana (...)   |21 janvier 2022|
Convention de partenariat   |12 mai 2022|
Fifanomezan-tanana "qualification"   |8 avril 2022|
SEKOLY AMBONY POLITEKNIKA VONTOVORONA, #MESUPRES-#MEH   |4 février 2022|
Hetsika ho fiarovana ny « Fiandrivoditatatra »   |12 mai 2022|
FANATOBIANA NIOMERIKA   |6 avril 2022|
Toeram-ponenan’ny mpianatra   |4 décembre 2021|