Actualités

Retrouvez ici toutes les actualités du MESUPRES : événements, activités, réalisations, projets, réunion, ...

course thumb
  • 02 Octobre 2026

Fampananana asa ny tanora sy fanatsarana ny kalitaon’ny fampianarana ambaratonga ambony

2 Oktobra 2026 | Hôtel PanoramaAnisan’ireo fanamby lehibe eo amin’ny fampianarana ambaratonga ambony eto Madagasikara ny fampananana asa ireo nahazo diplaoma sy…..

En savoir plus
course thumb
  • 02 Octobre 2026

Fandresena 2026: Famoahana ireo andiany iraisam-piadiana faha-22 misalotra ny anarana fahenimpolo taonan'ny Akademia Miaramila

Notanterahina ny 2 oktobra 2026 tao amin’ny Akademia Miaramila Antsirabe ny lanonana famoahana amin’ny fomba ôfisialy ireo…..

En savoir plus
course thumb
  • 02 Octobre 2026

Fanolorana solosaina ho an’ny Oniversiten’i Vakinankaratra

Hanamafisana ny fampitaovana informatika sy hanohanana ny fanatanterahana ny asa eo anivon’ny Oniversite, solosaina miisa 40 no natolotra tamin’ny fomba ôfisialy ny Oniversiten’i Vakinankaratra…..

En savoir plus
course thumb
  • 01 Octobre 2026

Fanatsarana ny fandaharam-pibeazana : fifanakalozan-kevitra teo amin’ny MESUPRES sy ny sekoly tsy miankina

Nihaona tamin’ireo solontenan’ny « Plateforme des Directions Nationales de l’Enseignement Privé » (PDNE) ny Tale Jeneralin’ny Fampianarana Ambaratonga…..

En savoir plus
course thumb
  • 30 Septembre 2026

Sekoly Ambony Politeknika Antsirabe : famoahana ny andiany “ Misandratra sy Santatra”

Ny 30 septambra 2026, notanterahina tao amin'ny Oniversiten'i Vakinankaratra ao Antsirabe ny famoahana ny andiany voalohany tao amin’ny Sekoly Ambony Politeknika…..

En savoir plus
course thumb
  • 30 Septembre 2026

Fanolorana "blocs sanitaires" ho an’ny Oniversiten’Antananarivo (Ankatso sy ESPA Vontovorona)

Notanterahina ny 30 septambra 2026, teny amin’ny Oniversiten'Antananarivo ao Ankatso sy teny amin'ny Sekoly Ambony Politeknika Antananarivo ao Vontovorona,…..

En savoir plus
course thumb
  • 29 Septembre 2026

Fampianarana ambaratonga ambony sy fitsaboana : Noraisin’ny Minisitra ireo Profesora Agreges – andiany 2026

Noraisin’ny Minisitry ny Fampianarana ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa, Pr RAVONIMANANTSOA Ndaohialy Manda-Vy, teto Fiadanana,…..

En savoir plus
course thumb
  • 29 Septembre 2026

SCIENCE HACKDAY 2026 andiany faha 11 : ireo tetikasa telo voalohany nisongadina nandritra ny fifaninanana

Nifarana ny 27 septambra 2026 ny fifaninanana. Nandritra izany dia namolavola tetikasa sy vahaolana vaovao azo ampiharina hamaliana ireo filàn’ny…..

En savoir plus
course thumb
  • 28 Septembre 2026

Fanokafana amin'ny fomba ofisialy ny fanadihadiana ankapobeny momba ny fampianarana ambaratonga ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa

Fanokafana amin'ny fomba ofisialy ny fanadihadiana ankapobeny momba ny fampianarana ambaratonga ambony sy ny fikarohana…..

En savoir plus