Ho fanatanterahana ny Politika Ankapoben’ny Fanjakana izay tarihin' Atoa Filohan’ny Repoblika, Andry RAJOELINA sy ny vinan’asa napetraky ny Minisitry ny Fampianarana…..
DétailDans le cadre du projet PeA 2/TRANGA, visant à renforcer la formation en transition et audit énergétique à Madagascar,…..
DétailAraka ny fampanantenana nataon'Atoa Filohan'ny Repoblika Andry RAJOELINA, ho fanatsarana sy fanomezana tontolo akademika manaraka ny fenitra iraisam-pirenena, dia tonga any amin'ny Oniversiten’Analanjirofo…..
DétailDans le cadre de la consolidation des collaborations scientifiques, une délégation des Royal Botanic Gardens Kew dirigée par Dr Isabel LARRIDON, Chef de Département, a effectué une visite de…..
DétailDes discussions sur la mise en place du projet pilote Unipod, un centre d’innovation technologique destiné à accompagner les jeunes et les porteurs d’idées dans le développement…..
DétailL’inauguration de l’Ambassade de la République de Madagascar à Rabat en novembre 2024, ainsi que la nomination du Premier Ambassadeur de Madagascar au Maroc, illustre la détermination…..
DétailTontosa ny 14 marsa 2025 teto Fiadanana ny famindram-pitantanana teo amin’Andriamatoa Pr ANDRIAMANIRAKA Jaona Harilala, Tale Jeneralin'ny Fikarohana Ara-Tsiansa…..
DétailUn atelier intitulé « 𝐶ℎ𝑜𝑖𝑥 𝑑𝑒𝑠 𝑚𝑎𝑙𝑎𝑑𝑖𝑒𝑠 𝑝𝑟𝑖𝑜𝑟𝑖𝑡𝑎𝑖𝑟𝑒𝑠 𝑝𝑜𝑢𝑟 𝑙𝑎 𝑟𝑒𝑐ℎ𝑒𝑟𝑐ℎ𝑒 𝑂𝑛𝑒 𝐻𝑒𝑎𝑙𝑡ℎ 𝑑𝑎𝑛𝑠 𝑙𝑒 𝑐𝑎𝑑𝑟𝑒 𝑑𝑢 𝑝𝑟𝑜𝑗𝑒𝑡 𝑃𝑃𝑆𝐵 » a eu lieu à l'Hôtel Ibis Ankorondrano le jeudi 13…..
DétailSEM le Président de la République, Andry RAJOELINA, et le Gouvernement conduit par le Premier Ministre, NTSAY Christian bénéficient de la confiance…..
DétailNy Filohan’ny Repoblika, Andriamatoa Andry RAJOELINA sy ny Lehiben’ny Governemanta, Andriamatoa Ntsay CHRISTIAN dia mametraka hatrany ny maha zava-dehibe ny fiaraha-miasa amin’ny mpiara-miombon’antoka.…..
DétailManakaiky ny fotoanan’ny fanadinam-panjakana Bakalorea 2025, ka manentana ireo mpiadina rehetra hanaraka ireo toromarika navoakan’ny Ministeran’ny Fampianarana Ambony sy…..
DétailAnkoatra ny fankalazana nasionaly tany Mahajanga, teo ambany fiahian-dRamatoa Mialy RAJOELINA ary natrehin’Andriamatoa Andry RAJOELINA, Filoham-pirenena, dia nanamarika ny Andro iraisam-pirenena…..
DétailTao Mahajanga no notanterahina ny fankalazana nasionaly ny Andro iraisam-pirenena ho an'ny Zon'ny vehivavy. Ankoatra ny hetsika maro efa nisy nandritra…..
DétailTafiditra hatrany amin’ny hetsika fankalazana ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny zon'ny vehivavy dia notokanana tao Mahajanga ny 07 marsa 2025 ny "Tranon'ny…..
DétailAo anatin’ny Fankalazana nasionaly ny andro iraisam-pirenena ho an’ny zon’ny vehivavy, izay tarihin-dRamatoa Mialy RAJOELINA, vadin’ny Filohan’ny…..
DétailNatomboka tamin’ny alalan’ny dinidinika famelabelaran-kevitra tao amin'ny Akademia nasionaly ho an'ny hai-kanto, ny hai-laza ary ny hai-raha, ny 05 marsa 2025 ny fanamarihana ny fankalazana…..
DétailNandray ny asany ny Tale vaovao misahana ny Fankatoavana sy ny fiantohana ny kalitao na ny “Direction de l'Accréditation et de l'Assurance Qualité” (DAAQ) eto anivon'ny Minisiteran'ny Fampianarana…..
DétailDans le cadre de la concrétisation de la vision de SEM Le Président de la République Andry RAJOELINA, conformément à la Politique Générale de…..
DétailAfin de concrétiser la vision de Son Excellence Monsieur Andry RAJOELINA, Président de la République, coïncidant avec la Politique Générale de l’État mise en œuvre…..
DétailNy Ivon-toeram-pikarohana mikasika ny ranomasina na CNRO dia iray amin’ireo ivon-toeram-pikarohana sivy eo ambany fiahian’ny Ministeran’ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-Tsiansa. Ao Nosy Be no misy azy. Ny taona 1950 no niorina…..
DétailNatomboka ny 22 Febroary 2025 ny asa fanamboarana ny lalana eny Ankatso II, izay ankasitrahan'ny Ministeran’ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa ( MESUPRES) amin’ny alalan’ny Centre Régional des Œuvres…..
DétailTafiditra ao anaty vinam-pampandrosoan’Andriamatoa Filoham-pirenena, Andry RAJOELINA ny fanaovana tetik'asa maromaro ao Nosy Be.Isan'izany ny fanatsarana ny Ivon-toeram-pikarohana momba…..
DétailUn atelier s’est tenu à Fiadanana, le 18 février 2025, réunissant 32 acteurs et professionnels du secteur de l’éducation, issus du Ministère de l’Enseignement…..
DétailHo fanatrarana ny tanjona napetraky ny Filoham-pirenena ho fanamaitsoana an’i Madagasikara, hiarovana ny tontolo iainana sy hampihenana ny fiovan’ny toetr’andro dia nandray anjara amin’ny…..
DétailNifantoka tanteraka tamin'ny fanatsarana fanatsarana ny fifandraisana eo amin’ny "Centre Régional des Œuvres Universitaires d'Antananarivo" na ny CROU-A sy ny mpianatra, ary ho fiantohana…..
DétailLe Ministère de l’Enseignement Supérieur et de la Recherche Scientifique (MESUPRES), à travers le Centre National d’Application de Recherches Pharmaceutiques (CNARP),…..
DétailEn accord avec la Politique Générale de l’Etat ainsi que la politique du MESUPRES, le Projet FORMAPRO Madagascar applique l’Approche Par Compétences…..
DétailMisokatra ho an’ny rehetra hatrany ny Ministera.Nisy ny fanaovana tombana ireo dingana vita momba ny hetahetan’ny mpiasa sy fanoloran’ny Biraon’ny Sendika’ny mpiasa ireo mpikambana…..
DétailLe Ministère de l'Enseignement Supérieur et de la Recherche Scientifique valorise l'excellence et ambitionne de positionner la Recherche comme un levier essentiel du développement,…..
DétailAraka ny toromarika avy amin'Andriamatoa Filohan'ny Repoblika, Andry RAJOELINA, tanjona ny tsy hisian'ny fahataran'ny fandoavana ny vatsim-pianarana, hisorohana ireo lesoka rehetra ka hamoahana izany ara-potoana. Ho fanatanterahana…..
DétailAraka ny toromarik’Andriamatoa Filoham-pirenena, Andry RAJOELINA dia laharam-pahamehana amin’izao fotoana izao ny fikarakarana ny vatsim-pianaran’ny mpianatra.Nisy ny fihaonana notanterahina tao amin’ny Digital Center…..
DétailLa présentation des membres du Comité Intérimaire de l’Université de Toliara a eu lieu le 03 février 2025, à la Présidence de l'Université, suite à l'arrêté n° 1895/2025-MESUPRES. Ce Comité…..
DétailLe Ministère de l’Enseignement Supérieur et de la Recherche Scientifique et la Présidence de l'Université de Mahajanga continuent de concrétiser la vision du Président de…..
DétailNanetriketrika ny famoahana ireo mpianatra nahavita fianarana ka nahazo diplaoma tao amin’ny Ivontoerana Ambony momba ny Teknolojia na Institut Supérieur de Technologie (IST) d’Antananarivo, notanterahina…..
DétailTafiditra ao anatin’ny fanatsarana ny fiainan’ireo mpianatra sy ny toeram-ponenan’izy ireo dia napetraka eny amin’ny cité R+1 Ankatso II ny famatsiana herinaratra 160 KVA mahazaka tanteraka…..
DétailLa Ministre de l’Enseignement Supérieur et de la Recherche Scientifique, Pr Loulla CHAMINAH, a officiellement lancé…..
DétailAraka ny toromarika avy amin'Andriamatoa Filohan'ny Repoblika Andry RAJOELINA sy ny Praiminisitra Ntsay Christian dia nanatanteraka…..
DétailL'amélioration de la qualité de l'enseignement supérieur figure parmi les priorités de SEM le Président de la République,…..
DétailFanamby goavana napetrak'Andriamatoa Filoham-pirenena, Andry RAJOELINA tamind-Ramatoa Minisitry ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa, Pr CHAMINAH Loulla, vao vantany…..
DétailNisy ny fihaonana notanterahina tao amin’ny Digital Center Antaninarenina, ny 21 janoary 2025 niresahana sy nandinihina ireo fanatsarana ilaina ho fanovana ny Ivontoeram-pampianarana ampitain-davitra…..
DétailLe Ministère de l’Enseignement Supérieur et de la Recherche Scientifique et l’Ambassade de la République de Corée à Madagascar sont convaincus de l'importance du renforcement…..
DétailDans le cadre du renforcement du système éducatif malagasy, la Ministre de l’Enseignement Supérieur et de la Recherche Scientifique, Pr Loulla CHAMINAH, a reçu le vendredi 17 janvier…..
DétailUn laboratoire mobile dédié aux analyses de l’adaptation de nos écosystèmes aux pressions humaines et environnementales dans un but de conservation de la biodiversité…..
DétailLa Fondation Pierre Fabre et la Fondation Mérieux envisagent de construire un nouveau bâtiment à l’Université d’Antananarivo, dédié à l’implantation d’une…..
DétailNiarahaba sy nitondra ny teny firariantsoa noho ny taona vaovao ho an-dRamatoa Minisitry ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-Tsiansa, Pr CHAMINAH…..
DétailAmin’ny maha zanaka sy raiamandreny dia tonga teto Fiadanana, niarahaba sy nitondra ny teny firariantsoa ho an-dRamatoa Minisitry ny Fampianarana Ambony sy…..
DétailLe 13 janvier 2025, la Ministre de l’Enseignement Supérieur et de la Recherche Scientifique, Pr Loulla CHAMINAH, a accueilli les membres du bureau de l’Académie…..
DétailNoraisin-dRamatoa Minisitry ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa, Pr CHAMINAH Loulla, ireo mpikambana mivondrona ao amin’ny…..
DétailLa Ministre de l’Enseignement Supérieur et de la Recherche Scientifique, Pr Loulla CHAMINAH, a reçu la visite d’une délégation de l’Agence Universitaire de la Francophonie (AUF), conduite par Mme…..
DétailTontosa ny 10 janoary 2025 teto Fiadanana ny fifampiaharabana teo amin’ny Minisitry ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa, Pr CHAMINAH Loulla sy ny Sekretera Jeneraly, Pr SALAVA Julien miaraka tamin’ireo…..
DétailNoraisin-dRamatoa Minisitry ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa, Pr CHAMINAH Loulla, ireo tompon’andraikitra avy ao amin'ny ONG Direct Aid, ny 09 janoary 2025.Nanamarika ity fihaonana ity ny…..
DétailManoloana ny voina nahazo ireo mpianatra mipetraka ao amin’ny Cité Prefa N Andrainjato, ny alin’ny 04 janoary lasa teo, dia tsy niandry ela ny Ministry ny Fampianarana Ambony…..
DétailNanolotra fanomezana « panier garni » ho an’ny mpiasa rehetra eo anivon’ny Ministeran’ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa, ny Minisitra Pr CHAMINAH Loulla ny 24 desambra…..
DétailDu 17 au 20 décembre 2024, l’Institut Supérieur de Technologie (IST) d’Ambositra a accueilli la 9ème édition des « Journées Scientifiques et de Recherche des ISTs », un évènement annuel organisé par…..
DétailNotanterahina tao amin'ny "Port Academy Center" Toamasina ny 18 sy 19 desambra 2024 ny fihaonan'ireo mpikambana ao amin’ny Fikambanamben'ny Profesora eto Madagasikara, izay ivondronan’ireo…..
DétailAraka ny tapaka nandritra ny Fihaonamben'ireo Filohan'ny Oniversite na « CPU », ny 06 desambra 2024 dia hatsaraina ny lalàna mifehy ny fifidianana ireo tompon'andraikitra hitantana…..
DétailLe lancement du projet « Strengthening the Implementation of National Biosafety Frameworks in Southern Africa » (SINBF) sur la biosécurité s’est tenu le 19 décembre 2024 au…..
DétailUn atelier crucial pour l'éducation à Madagascar se tient les 19 et 20 décembre 2024 à Ivato, dans le cadre de l'Assemblée Générale de la Plateforme Nationale pour le Pilotage du…..
DétailNipetraka ho maodely ny Filoham-pirenena nitarika ny fambolen-kazo ny 16 desambra 2024. Manentana antsika hamboly…..
DétailTafiditra hatrany ao amin'ny fanatsarana ny kalitaon'ny fampianarana eny amin'ny anjerimanontolo dia fotodrafitrasa maromaro no notokanan'ny Minisitry ny Fampianarana Ambony…..
DétailNotanterahina tao Toamasina ny 14 desambra 2024 ny fivoriana nanaovana tombana ny fanadinana Bakalorea ny taona 2024, fivoriana fanao isan-taona izay mampivondrona ireo mpandray anjara sy mpiantsehatra…..
DétailAo anatin’ny fankalazana ny faha 50 taonan’ny Ivon-toerana Nasionaly mampianatra ny teny anglisy (CNELA) dia nisy ny lanonana fizaràna mari-pahaizana teny amin’ny…..
DétailDu 09 au 11 décembre 2024, un atelier est organisé à Mahajanga, par le Ministère de l’Enseignement Supérieur et de la Recherche Scientifique, pour…..
DétailTontosa ny 06 desambra 2024 teto amin'ny Ministeran’ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa ny « Conférence des Présidents des Universités » (CPU) », fivoriana faratampony mandinika sy manapaka mikasika…..
DétailLe 04 décembre 2024, la Ministre de l’Enseignement Supérieur et de la Recherche Scientifique, Pr. Loulla CHAMINAH, a officiellement lancé la réunion de la Commission Nationale d'Habilitation…..
DétailL’amélioration de la qualité de l’enseignement supérieur est une priorité pour le Ministère de l’Enseignement Supérieur et de la Recherche Scientifique (MESUPRES).…..
DétailLa coopération entre Madagascar et la Chine dans le domaine de l’enseignement supérieur et de la recherche scientifique se renforce.Concernant l’enseignement…..
DétailVinan’ny fitondram-pajakana ary tanjon’ny Ministeran’ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-Tsiansa ny hampiroborobo ny kalitaon'ny fampianarana ambony sy ny fikarohana…..
DétailNihaona tamin'ireo mpampianatra sy mpandraharaha ao amin’ny Oniversiten’i Mahajanga ny Minisitry ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa,…..
DétailTafiditra ao anatin’ny Politikan’ny fitondram-panjakana ny fanatsarana ny kalitaon’ny fampianarana ka mifandray amin’izany ny fampitaovana sy fampanarahana fenitra ireo oniversite. Isan’izany ny…..
DétailLa célébration du 30ème Anniversaire de l’Association des Chercheurs – Enseignants ou A.C.E a été lancée lors d’une cérémonie qui s’est tenue à…..
DétailLoharanom-bahaolana sy fanantenana amin'ny fampandrosoana an'i Madagasikara ny voka-pikarohana. Mandray anjara mavitrika amin'izany ireo vehivavy mpikaroka ao amin'ny Fikambanana…..
DétailLe renforcement des liens de coopération bilatérale entre la France et Madagascar dans les domaines de l’enseignement supérieur…..
DétailTonga nijery ireo fotodrafitrasa izay tafiditra amin’ireo tetikasan’ny Filoham-pirenena ao amin’ny Oniversiten’i Fianarantsoa ny Minisitry ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa, Pr CHAMINAH Loulla…..
DétailLe Programme « 𝐂𝐨𝐦𝐩𝐞́𝐭𝐞𝐧𝐜𝐞𝐬 𝐩𝐨𝐮𝐫 𝐭𝐨𝐮𝐭𝐞𝐬 𝐞𝐭 𝐭𝐨𝐮𝐬 𝐚̀ 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐜𝐚𝐫 » est un projet financé par l'Union européenne à hauteur de 177,5 milliards…..
DétailLe 07 novembre 2024, l’Université de Mahajanga a bénéficié des ouvrages de la part du Ministère de l’Enseignement Supérieur et de la Recherche Scientifique (MESUPRES)…..
DétailLes Journées Nucléaires 2024 organisées par l'Institut National des Sciences et Techniques Nucléaires (INSTN – Madagascar) se sont déroulées les 07 et 08 novembre 2024 sous le thème «…..
DétailTaorian'ny fifampiresahan'ireo mpianatra tamin-dRamatoa Minisitry ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-Tsiansa, Pr. CHAMINAH Loulla dia napetraka ny volana oktobra lasa teo…..
DétailIsan’ireo vina napetrak’Andriamatoa Filohan’ny Repoblika, Andry RAJOELINA ny fametrahana ireo Oniversite manakaiky vahoaka ary ny Ministeran’ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-Tsiansa…..
DétailLa cérémonie de remise des bourses d'excellence et d'encouragement par l'Ambassade de Chine à Madagascar s’est tenue le 06 novembre 2024 à Ankatso durant laquelle 171 étudiants…..
DétailL'ouverture officielle de l'atelier de co-création visant à finaliser le Programme Intégré en Éducation (PIE) One - UN, a eu lieu le 05 novembre 2024 dans la salle de conférence du Ministère de l'Enseignement…..
DétailLa recherche scientifique Malagasy continue de briller à l'international, avec la participation de Yvette Maria VAOSOLOMALALA à la finale internationale du « Falling Walls Science Summit 2024 » qui se…..
DétailDr Onja RAZANAMARO, Chercheure enseignante au Département Flore du Parc Botanique et Zoologique de Tsimbazaza (PBZT), un Centre de recherche sous tutelle…..
DétailLe 25 octobre 2024, l'Ambassade de Madagascar en Chine a accueilli la conférence de lancement du programme de l’enseignement professionnel Chine-Madagascar, baptisé « Friendship Bridge Program…..
DétailLa Politique Générale de l'État met en avant la valorisation du capital humain. Dans le contexte actuel de développement du numérique et pour favoriser une meilleure fluidité des informations,…..
DétailAo anatin’ny fanatanterahana ny Politika Ankapoben'ny Fanjakana amin'ny fanomezana Fampianarana tsara kalitao ho an'ny rehetra dia natolotra tamin’ny fomba ofisialy ny 31 oktobra 2024 tao amin'ny…..
DétailLe Ministère de l’Enseignement Supérieur et de la Recherche Scientifique, par le biais de sa Direction de la Communication organise un atelier de formation…..
DétailLe 25 octobre 2024, un échange d'expériences en matière d'administration publique s'est tenu au Palais d'État de Iavoloha entre le Gouvernement…..
DétailAo anatin'ny fankalazana ny faha-50 taonan'ny ivon-toerana nasionaly fampianarana ny teny anglisy CNELA (Centre National d'Enseignement de la Langue…..
DétailNitrangana halatra sokatra tao amin’ny Valanjavaboahary Tsimbazaza (PBZT) andro vitsy lasa izay, ka karazany 𝑃𝑦𝑥𝑖𝑠 𝑎𝑟𝑎𝑐ℎ𝑛𝑜𝑖𝑑𝑒𝑠 sy 𝐴𝑠𝑡𝑟𝑜𝑐ℎ𝑒𝑙𝑦𝑠 𝑟𝑎𝑑𝑖𝑎𝑡𝑎 no very tamin’izany. Nidina ifotony teny an-toerana ny Minisitry ny…..
DétailManatanteraka fampiofanana momba ny drafitry ny asa isan-taona na ny « Plan de Travail Annuel » (PTA), eto anivon’ ny Ministeran’ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa,…..
DétailLe 22 octobre 2024, l'atelier LUBAN de l'École Supérieure Polytechnique d'Antananarivo (ESPA) à Vontovorona a accueilli l'Ambassadeur de…..
DétailL’édition 2024 de la Semaine Mondiale de la Francophonie Scientifique s’est déroulée à Toulouse, en France du 14 au 18 octobre 2024. Organisé par l’Agence Universitaire de…..
DétailLe projet BETSAKA (Biodiversity-Economic Tradeoff and Synergy Assessments for Conservation Areas) a été lancé officiellement le 18 octobre 2024 lors d’une conférence organisée dans le Grand Amphithéâtre EGS/DSP…..
DétailNy faha 14 oktobra 2024 dia tonga nanao fitsidihana ara-pomba fanajana ny Minisitry ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa, Pr CHAMINAH Loulla…..
DétailLa finale de la 10ème édition du concours « Science Hack Day » s'est tenue le 13 octobre 2024 au Centre d’Information et de Documentation Scientifique et Technique (CIDST), à Tsimbazaza.Cette…..
DétailNy Fitaleavana Jeneraly momba ny Fampianarana Ambony eo anivon’ny Ministeran’ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-Tsiansa dia nanatanteraka atrikasa mikasika…..
Détail« 𝐶𝑒́𝑙𝑒́𝑏𝑟𝑜𝑛𝑠 𝑒𝑛𝑠𝑒𝑚𝑏𝑙𝑒 𝑙𝑎 𝑠𝑐𝑖𝑒𝑛𝑐𝑒, 𝑙𝑎 𝑐𝑟𝑒́𝑎𝑡𝑖𝑣𝑖𝑡𝑒́ 𝑒𝑡 𝑙'𝑖𝑛𝑛𝑜𝑣𝑎𝑡𝑖𝑜𝑛 » L'ouverture officielle de la 10ème édition du « Science Hack Day » a eu lieu le 11 octobre 2024 à l'Akademia Malagasy Tsimbazaza.…..
DétailLe Secrétaire Général du Ministère de l’Enseignement Supérieur et de la Recherche Scientifique, Pr Julien SALAVA, a accueilli…..
DétailNihaona tamin’ny Minisitry ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa, Pr CHAMINAH Loulla tao amin’ny toeram-piasany ny Filoha…..
DétailNanao tohivakana ny fandraisan’ny Minisitry ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa, Pr CHAMINAH Loulla ireo fikambanana isan-tsokajiny tao amin’ny toeram-piasany,…..
DétailLe Chargé d'Affaires en pied de la République de l'Indonésie à Madagascar, Monsieur LANANG Seputro a rendu une visite de courtoisie à la Ministre de l’Enseignement…..
DétailMadagascar a participé au « Village de la Francophonie » qui s’est tenu à Paris, du 02 au 06 octobre 2024, dans le cadre du XIXe Sommet de la Francophonie, regroupant 88 pays membres.Le Ministère…..
DétailIray volana taorian’ny fifampiresahana tamin’ireo mpianatra mahakasika ny olan’ny rano sy ny jiro eny amin’ny Cité Universitaire R+1 Ankatso II…..
DétailNitsidika ny Oniversiten’Analanjirofo ao Fenoarivo Atsinanana ny Minisitry ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-Tsiansa, Pr CHAMINAH Loulla, ny 28 septambra…..
DétailAo anatin’ny fitsidihana ataon'ny Minisitry ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa, Pr CHAMINAH Loulla, any Toamasina, dia nihaona tamin’ ireo tompon'andraikitra ao amin'ny Oniversiten'i Toamasina…..
DétailLe 26 septembre 2024, la Ministre de l’Enseignement Supérieur et de la Recherche Scientifique, Pr Loulla CHAMINAH, a reçu à Fiadanana Son Excellence Monsieur HASSAN Ali Bakhshi, Ambassadeur…..
DétailLe 26 septembre 2024, une réunion de travail s’est tenue à Fiadanana entre l’équipe du Ministère de l’Enseignement Supérieur et de la Recherche Scientifique,…..
DétailL’Ambassadrice de la République Arabe d’Égypte à Madagascar, Son Excellence Madame Rabab Said Abdou Abdelhadi, a effectué une visite de courtoisie auprès de la Ministre de l’Enseignement Supérieur…..
DétailTsy mitsahatra ny mampiakatra ny kalitaon'ny fampianarana ny Ministeran’ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa. Ao anatin'izany dia notanterahina…..
DétailDu 24 septembre au 04 octobre 2024, une formation des techniciens de laboratoire en diagnostic du Plasmodium vivax et du Plasmodium ovale aura lieu au Laboratoire de Recherche en Sciences…..
DétailUn atelier sur le Comité de Pilotage Stratégique et Scientifique à Madagascar (CPSS+), organisé par l'Institut de Recherche pour le Développement…..
DétailDans le cadre de la revue de suivi de performance sectorielle prévue pour le mois d'octobre 2024, la Cellule de Coordination de la Plateforme Nationale de Pilotage du Secteur de l’Éducation…..
DétailUne rencontre cordiale et prometteuse s’est tenue entre la Ministre de l’Enseignement Supérieur et de la…..
DétailL’ Ambassadrice de la République de Corée à Madagascar, Son Excellence Mme Park Ji Hyun a effectué une visite de courtoisie auprès de Madame la Ministre de l’Enseignement Supérieur et…..
DétailLe 13 septembre 2024, la Ministre de l’Enseignement Supérieur et de la Recherche Scientifique, Pr Loulla CHAMINAH, a accueilli une délégation de l’Agence Universitaire de la Francophonie (AUF),…..
DétailNitsidika ny Sekoly Ambony Politeknikan’Antananarivo eny Vontovorona ny Minisitry ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-Tsiansa, Pr CHAMINAH Loulla,…..
DétailDans le cadre du projet MADATLAS, une réunion stratégique s’est tenue à l’Université Gustave Eiffel, en France, le 11 septembre 2024 avec la participation du Secrétaire Général…..
DétailTonga niarahaba sy nitondra ny teny firariantsoa hoan’ny Minisitry ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-Tsiansa, Pr CHAMINAH Loulla teto Fiadanana ny delegasiona…..
DétailLe Directeur de l'Organisation Internationale du Travail (OIT) à Madagascar, M. Frederick MUIA a effectué une visite de courtoisie auprès de Mme la Ministre de l’Enseignement Supérieur et de la Recherche…..
DétailLe 09 septembre 2024, la Ministre de l’Enseignement Supérieur et de la Recherche Scientifique, Pr Loulla CHAMINAH, a reçu…..
DétailNoraisin'ny Minisitry ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa, Pr CHAMINAH Loulla, teto Fiadanana ny 06 Septambra 2024 ireo Filohan'ny Fikambanan’ny mpianatra isan-tsokajiny,…..
DétailLe Directeur de recherche et représentant de l'Institut de Recherche pour le Développement (IRD) à Madagascar, Thierry PORTAFAIX a été reçu par le Ministre de l’Enseignement Supérieur et de…..
DétailNotanterahina ny 05 septambra 2024 teto Fiadanana sy nampitain-davitra ny "Conférence des Présidents et Recteurs d'Institutions d'Enseignement Supérieur" na COPRIES…..
DétailLe 4 septembre 2024, SEM. Ishak Ebrar Çubukçu, Ambassadeur de la République de Turquie à Madagascar, a effectué une visite de courtoisie auprès de la Ministre…..
DétailVinan’Atoa Filohan’ny Repoblika ny fametrahana ireo Oniversite manakaiky vahoaka ary tanjona amin’izany ny hanala ny fahasahiranan’ireo ray aman-dreny hampiana-janaka lavitra. Ankoatra izany, entina…..
DétailNy 31 aogositra 2024 dia nandray ireo filohan'ny fikambanan'ny mpianatra rehetra ao amin'ny Oniversiten'i Mahajanga, tao amin'ny biraon'ny Filohan'ny Oniversite any an-toerana…..
DétailNanatanteraka fitsidihana teny amin'ny Oniversiten’Itasy ny Minisitry ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa, Pr CHAMINAH Loulla ny alakamisy 29 aogositra…..
DétailLanonana fohy nefa manan-danja no nentina nitso-drano ny Minisitry ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa, Pr CHAMINAH Loulla, ny 31 aogositra 2024, tao amin'ny Mosikiriny…..
DétailFararanon-danonana ny tao Mahajanga ny 29 sy 30 aogositra 2024 satria nisitraka fotodrafitrasa maromaro sy nametrahana vato fototra maromaro ny Oniversiten’i Mahajanga.𝐅𝐚𝐦𝐞𝐭𝐫𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐯𝐚𝐭𝐨 𝐟𝐨𝐭𝐨𝐭𝐫𝐲…..
DétailNandray ireo vondrona sy fikambanana mpisehatra amin’ny fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa teto Fiadanana ny Minisitry…..
DétailUne convention de partenariat entre le Centre National de Recherches sur l’Environnement (CNRE), un centre de recherche sous tutelle du…..
DétailNoraisin’ny Minisitry ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa, Pr CHAMINAH Loulla teto Fiadanana ireo solontenan’ny mpianatra monina eny amin’ny Campus Ankatso…..
DétailNitarika ny fananganan-tsaina ny alatsinainy 26 aogositra 2024 ny Ministry ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa vaovao, Pr CHAMINAH Loulla.Hafaliana ho an’ny mpiasa rehetra ny niarahaba sy nandray azy.…..
DétailTontosa androany 23 aogositra 2024 teto Fiadanana ny famindram-pitantanana teo amin'Andriamatoa Minisitry ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa…..
DétailNosokafana tamin'ny fomba ofisialy ny 22 aogositra 2024 eny amin'ny Lycée JJ Rabearivelo Analakely ny hetsika "Salon de l'étudiant 2024", izay karakarain'ny Ministeran’ny Fampianarana…..
DétailNosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny 10 aogositra 2024 ny fifaninanana nasionaly ara-panatanjahantena iraisan'ny…..
DétailNotontosaina teny amin’ny « Grand Amphithéâtre » EGS Ankatso ny 26 jolay 2024 ny lanonana famoahana ny andiany nahavita fianarana Master « Économie de l’Energie, des…..
DétailMizotra am-pilaminana amin’ny ankapobeny ny fanadinana Bakalorea manerana an’i Madagasikara, izay nanomboka androany 22 jolay 2024.Mpiadina miisa 218 359 no nisoratra anarana manerana ny Nosy. Ny taranja…..
DétailTafiditra ao anatin’ny politika ankapoben’ny Fanjakana ny fanatobiana nomerika ary tanjona ihany koa ny fampiroboroboana ireo Oniversite manakaiky vahoaka. Ao anatin’izay fampivoarana an’i Madagasikara…..
DétailAo anatin’ny fanomanana ny fanadinana Bakalorea dia tonga nitsidika ny Ivon-toeram-panadinana ao amin’ny Disitrikan’i Manjakandriana ny Minisitry ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana…..
Détail"Fakiolten’ny Siansa miara-miasa, miara-mandroso".Notontosaina ny 05 jolay 2024, teny Ankatso ny lanonam-pamaranana ny faha 60 taona nijoroan'ny Fakiolten'ny…..
DétailTonga nitsidika ara-pomba fanajana ny Minisitry ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa mpisolo toerana, Pr RAVOKATRA Fidiniavo teto Fiadanana ny delegasiona avy amin’ny…..
DétailUn atelier sur les besoins et offres de formations concernant les métiers de l'eau à Madagascar s'est tenu le 1er Juillet 2024 à l'Hôtel…..
DétailUn atelier régional du projet Africa Marine and Coastal Operations for Southern Africa (MarCOSIO) s’est tenu du 19 au 21 juin à l’Ibis Hôtel & Spa Akorondrano.…..
DétailNanatontosa hetsika fanadiovana faobe ny trano fonenan'ny mpianatra ivelany sy anatiny ary ny tokotanibe ireo mpianatry Sekoly Ambony Politeknika Vontovorona ny 19 jona 2024. Nampiavaka…..
DétailTonga nanatanteraka fidinana ifotony tampoka, nanatrika ny adina ara-panatanjahantena teny amin'ny kianjan’Alarobia ny Minisitry ny Fampianarana Ambony sy…..
DétailNanatanteraka fihaonana tamin'ireo tompon’andraikitry ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa…..
DétailRANAIVOMANANA Sandra, de l'Université de Toliara avec son sujet « Evaluation de la pêche pour une gestion durable des écosystèmes coralliens à Madagascar…..
DétailBakalôrea tsy misy tomika, io no fanamby napetraky ny Ministeran’ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa ho an’ny fanadinam-panjakana Bakalôrea 2024. Nanatanteraka…..
DétailYvette Maria Vaosolomalala, chercheur du Centre National de Recherches sur l’Environnement a remporté l’édition 2024 du concours Falling Walls Lab à Madagascar et représentera…..
DétailAndry voalohany iorenan'ny fitantanana ny firenena napetrak'Andriamatoa Filoham-pirenena ny fampandrosoana ny mahaolona sy ny fanaovana laharam-pahamehana ny lafiny sosialy.…..
DétailNanomboka ny 11 mey 2024 ka haharitra hatramin’ny 21 jona 2024 ny adina ara-panatanjahan-tena bakalôrea ho an’ny Faritra Analamanga.…..
DétailMonsieur le Ministre de l'Enseignement Supérieur et de la Recherche Scientifique par intérim, Fidiniavo RAVOKATRA, a accueilli…..
DétailUne réunion de supervision du Fonds Commun de L' Éducation (FCE) avec les Partenaires Techniques et Financiers, dirigée…..
DétailDans le cadre du projet “Atelier Luban”, une cérémonie officielle de réception d’équipements pédagogiques a eu lieu à L’Ecole Supérieure…..
DétailAraka ny didim-panjakana laharana 2024-959 nivoaka ny alarobia 17 aprily 2024 manendry an’Andriamatoa…..
DétailAraka ny vinan'asan'ny Filoham-pirenena sy ny tanjon'ny Ministeran’ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa izay tafiditra tao amin’ny…..
DétailTanjon’ny Ministeran’ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa ny fametrahana ny Fikarohana mba ho fanoitra ho an’ny…..
DétailFanamby lehibe apetraky ny Ministeran’ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa ny hampirindra sy hampilamina hatrany ny fanadinana bakalorea eto Madagasikara.Nisy araka izany ny atrikasa…..
DétailNotontosaina tao amin’ny Kaominina Ambanivohitra Ambohibary ao amin’ny Distrikan’i Moramanga ny 11 Aprily 2024 ny fametrahana amin’ny fomba ofisialy ny…..
DétailLanonana goavana narahana nofon-kena mitam-pihavanana no nifampiarahaban'ny Sendikan'ny mpiasan'ny Ministeran’ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa (SYNDPERS) tamin'ireo…..
DétailMitohy ny fanamafisana fahaiza-manao na « renforcement de capacités » ho an'ireo mpikaroka ka anjaran’ireo mpikaroka tao…..
DétailUn atelier de formulation de besoins pour la conception d'une plateforme numérique de la recherche enracinée a été organisé…..
DétailNatomboka teny amin'ny Fasan'ny Mahery Fo avaratr'Ambohitsaina Mausolée ny lanonam-pahatsiarovana ny tolom-panafahana 1947 sy fametrahana fehezam-boninkazo.…..
DétailLe Département Multidisciplinaire en Gestion des Risques et des Catastrophes (DMGRC) de la Faculté…..
DétailLors de la réunion de travail entre le Ministère de l’Enseignement Supérieur et de la Recherche Scientifique avec l’Agence Universitaire de la Francophonie (AUF) et le Service de Coopération…..
DétailTaorian’ny fanomezana fanofanana ireo mpampianatra ao amin'ny Oniversiten’Itasy, Fianarantsoa, Analanjirofo dia nisitraka ny fanofanana omen’ny Ministeran’ny Fampianarana Ambony sy ny…..
DétailDans le cadre du renforcement du projet « Capitalisation et Valorisation de la Recherche » au niveau du Bureau de Liaison de la Direction de la Recherche et de l’Innovation…..
DétailTonga nitsidika ny Foibem-pikarohana momba ny Fambolena sy ny Fiompiana Ampiharina ho Fampandrosoana ny eny Ambanivohitra (FOFIFA) eny Ampandrianomby ny Minisitry ny…..
DétailL’Université de Toamasina a célébré la sortie de ses promotions lors d’une cérémonie officielle, le 22 mars 2024. Plus de 1000 étudiants issus…..
DétailLe Paludisme, c'est un fléau néfaste voire même fléau d'extermination des enfants Malagasy surtout dans les régions grand Sud Est de l'île. En 2023, 846…..
DétailNandray ny asany ny Tale Jeneralin’ ny Fampianarana Ambony Noraisina nandritra ny Filan-kevitry ny Minisitra ny 06 martsa 2024 ny Didim-panjakana manendry ny Tale Jeneralin'ny Fampianarana…..
DétailMiezaka mijery vahaolana amin'ny fanatsarana rehetra ny ministera Nitsidika ny Ivontoeram-pampianarana Ambony momba ny Teknolojian’Antananarivo na IST eny Ampasapito ny Minisitry ny…..
DétailTafiditra hatrany ao anatin'ny fanatanterahana ny Politika Ankapoben'ny Fanjakana sy ho fanatrarana ny tanjona ao anatin’ny 100 andro dia mitohy ny hetsika fanentanana amin'ny…..
DétailTaorian'ny tao ao amin'ny Oniversiten'Itasy dia mitohy any amin'ny Oniversite’Analanjirofo, any Fenoarivo Antsinanana ny fanofanana mpampianatra ataon'ny Ministeran’ny Fampianarana Ambony…..
DétailAo anatin’ny fitsidihan’ny Minisitry ny Fampianarana sy ny Fikarohana Ara-tsiansa ny Oniversite’Antsiranana dia natomboka tamin'ny fomba ofisialy ny 2 Martsa 2024…..
DétailFototra iorenan'ny fikarohana ny zava-maniry sy ny biby ka mahatsiaro manana adidy amin'ny fifanomezan-tanana amin'ny fikarakarana ireo hazo sy biby ireo ny fikambanan'ny Mpikaroka…..
DétailManatanteraka fitsidihana any amin’ny Oniversiten’Antsiranana Andriamatoa Minisitra nanomboka ny 01 martsa 2024, fotoana izay nahafahany nihaona sy nifanakalo hevitra tamin’ireo mpisehatra eo amin’ny…..
DétailDans le cadre du projet de mise en place d’un Système d’Information de la Recherche Scientifique, la Direction de la Recherche et de…..
Détail