Rentrée Solennelle 2021-2022
19 octobre 2021
18 octobre 2021

Lanonana fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny taom-pianarana 2021 -2022

Ny Oniversiten’i Fianarantsoa no nandray ny lanonana fanokafana ny taom-pianarana 2021-2022 eny amin’ny ambaratonga ambony izay notontosaina ny 18 octobre 2021 lasa teo.

Université FIANARANTSOAUniversité FIANARANTSOA
Revenir    AccueilAccueil du site