Oniversite Mahajanga
25 octobre 2021
26 octobre 2021

Oniversite Mahajanga

Any an-toerana ny minisitry ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa.
-Feno dia feno ny fandaharam-potoanan’ny Minisitra ny Profesora ASSOUMACOU Elia Béatrice amin’izao fitsidihany ny Oniversite Mahajanga izao :
-Eo ny fiaraha-midinika amin’ireo tomponandraiki-pitantanana eo anivon’ny Oniversiten’I Mahajanga ho fiaraha-mametraka ny lamina amin’ny fanatanterahana ny asa, ankoatran’ny fihaonana amin’ny mpandraharaha sy ny mpianatra any an-toerana.

Isan’ny nanamarika ny andro androany ny fanoloran’ny Minisitra fitaovana ho an’ity oniversite ity, toy ny “imprimantes numériques ”, “vidéos projecteurs”,”rame papier” ary “tensiomètre”.

Mahajanga
Revenir    AccueilAccueil du site