MPIANDRAIKI-DRAHARAHAN’NY REPOBLIKA SILAMO NITSIDIKA (...)
21 septembre 2020
MESRS Fiadanana

Nitsidika ara-pomba fanajana ny Minisitry ny fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa , Pr ASSOUMACOU Elia Béatrice, ny mpiandraiki-draharahan’ny Repoblika Silamo avy any Iran, Hassan Ali Bahkshi, ny 11 septambra 2020.
Noresahina tamin’izany ny momba ny vatsim-pianarana sy ny fiaraha-miasa fampandrosoana amin’ny alalan’ny fifampizarana fahaizana. Nodinihana tao ihany koa ny mahakasika ireo tetikasa fanorenana samihafa.

11 SEPTAMBRA 202011 SEPTAMBRA 202011 SEPTAMBRA 2020
Revenir    AccueilAccueil du site