Fihaonana SECES
24 mai 2022
Mesupres Fiadanana

𝐅𝐢𝐡𝐚𝐨𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐡𝐚𝐤𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐳𝐚𝐤𝐚𝐧-𝐭𝐞𝐧𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐨𝐧𝐢𝐯𝐞𝐫𝐬𝐢𝐭𝐞 𝐬𝐲 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐬𝐞𝐤𝐨𝐥𝐲 𝐚𝐦𝐛𝐨𝐧𝐲 𝐚𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐢𝐯𝐨𝐭𝐨𝐞𝐫𝐚𝐦-𝐩𝐢𝐤𝐚𝐫𝐨𝐡𝐚𝐧𝐚.

Ho fitadiavam-bahaolana manoloana ny tsy fitoviam-pijery momba ilay lalàna laharana 028-2021 mahakasika ny "autonomie des Universités, des Etablissements de l’Enseignement Supérieur et de la Recherche Scientifique ", dia nisy ny fihaonana izay niarahan’ny Minisitry ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa, Pr ASSOUMACOU Elia Béatrice tamin’ireo birao nasionaly sy biraon’ny sampana avy ao amin’ny seces ny 24 may 2022.

Nivoitra tamin’izany ny hevitra ny amin’ny hamerenana indray ny dinika momba io lalàna io sy ny handrosoana azy ho tolo-dalàna vaovao indray eo anivon’ny parlemanta ary ny vahaolana hisian’ny fitoniana.
Tao aorian’izany dia nisy ny fifanakalozam-baovao mahakasika ny antotan-taratasy momba mpampianatra ary ireo teboka madinidinika amin’ireo oniversite tsirairay manerana ny Nosy.À

24 Mai 202224 Mai 202224 Mai 2022
Revenir    AccueilAccueil du site
slot slot gacor link slot gacor slot777 slot gacor slot gacor slot slot88 slot online bet88 judi bola bet88 https://ppid.idu.ac.id/produk/sepuh77/ https://journalng.uwks.ac.id/file/trend/ https://2021.kinerja.ekon.go.id/halal/bet88 https://pariwisata.darmajaya.ac.id/wp-content/themes/ http://bpbd.karangasemkab.go.id/amp/ bet88 bet88 bet88