Fanohanana voka-pikarohana azahoana ny mari-pahaizana (...)
22 avril 2022
Ankatso

📖Fanohanana voka-pikarohana azahoana ny mari-pahaizana Doctorat,

Ankoatra ny maha minisitra azy dia mandray anjara feno amin’ny maha mpampianatra eny anivon’ny Anjerimanontolo azy ny Pr ASSOUMACOU Elia Béatrice.
Ny 22 Aprily 2022 dia nipetraka ho mpanadina ny fanohanana voka-pikarohana azahoana ny mari-pahaizana Doctorat amin’ny sampam-piofanana haifiaraha-monina nataon’Andriamatoa RAMAHEFASOA Barbin, mitondra ny lohahevitra : "Réflexions sur la démocratie et les inégalités pour l’accès au pouvoir, cas de Mahajanga I et II" izy.

Nifidy io lohahevitra io ny Docteur RAMAHEFASOA Barbin mba handinihana ny zava-misy raha ampiharina sy ampivadiana amin’ny rafitra faha mpanjaka ny demokrasia.
Hita nandritra ny fikarohana araka izany fa ilay rafitra faha mpanjaka rehefa tonga ny Demokrasia dia nahen-danja ho lasa sehatra iray monja dia ny sehatra ara- koltoraly fotsiny ihany satria nobangoina ho tokana ny rafitra ara-drazana.

Tao aorian’ny fanapahan-kevitry ny mpitsara dia nahazo ny "mention très honorable " ny mpiadina ary mitondra ny mari-pahaizana "Doctorat en sociologie" .

22 Avril 202222 Avril 202222 Avril 202222 Avril 202222 Avril 202222 Avril 202222 Avril 202222 Avril 2022
Revenir    AccueilAccueil du site
slot slot gacor link slot gacor slot777 slot gacor slot gacor slot slot88 slot online bet88 judi bola bet88 https://ppid.idu.ac.id/produk/sepuh77/ https://journalng.uwks.ac.id/file/trend/ https://2021.kinerja.ekon.go.id/halal/bet88 https://pariwisata.darmajaya.ac.id/wp-content/themes/ http://bpbd.karangasemkab.go.id/amp/ bet88 bet88 bet88