FANATOBIANA NIOMERIKA
6 avril 2022
06 Avril 2022

Eo anatrehan’ny korontana sy savorovoro mitranga eto amin’ny Onivesten’Antananarivo dia manambara ny Ministeran’ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa, momba ireo filazana fa tsy misitraka vatsim-pianarana ny mpianatra L1 :

  • Paiement de masse amin’ny PAOMA no hatao ho an’ireo izay mbola tsy manana karatra ;
  • Manatanteraka ny fampiharana ireo fitarainana maro samihafa kosa ny teknisiana ary manao ny fikirakirana izany sy ny dingana rehetra mifanaraka aminy ;
  • Mitohy hatrany kosa ny fandoavana ny vatsim-pianarana sy ny karaman’ny PAT eto amin’ny Oniversiten’Antananarivo sy ny any amin’ny Oniversite amin’ny faritany.

Misokatra mandrakariva hoan’ny rehetra ny varavaran’ny Ministera ho an’ireo izay manana fitarainana sy fanontaniana. Manatona avy hatrany ireo teknisiana hitatsika eny amin’ny fandoavana ny vatsim-pianarana raha misy olana na fanampim-panazavana ilaina mba hampitana izany amin’ny PAOMA ho fanatsarana hatrany.

MesupresMesupresMesupresMesupres
Revenir    AccueilAccueil du site
slot slot gacor link slot gacor slot777 slot gacor slot gacor slot slot88 slot online bet88 judi bola bet88 https://ppid.idu.ac.id/produk/sepuh77/ https://journalng.uwks.ac.id/file/trend/ https://2021.kinerja.ekon.go.id/halal/bet88 https://pariwisata.darmajaya.ac.id/wp-content/themes/ http://bpbd.karangasemkab.go.id/amp/ bet88 bet88 bet88