CoPRIES : Conférence des Présidents d’Institution d’Enseignement
18 février 2022
18 Fevrier 2022

📌 CoPRIES : Conférence des Présidents d’Institution d’Enseignement Supérieur

☑️ Tapaka nandritra ny COPRIES natao ny 18 febroary 2022 fa hotanterahina eo anelanelan’ny 8 Martsa 2022 ka hatramin’ny 8 Aprily 2022 ny fe-potoana hanomanana ny fifidianana ireo tompon’andraikitra eny anivon’ny oniversite manerana ny Nosy. Ao anatin’izany ny filohan’ny oniversite, ny mpitantan-draharaha, ny Talen’ny Écoles Doctorales ary ny mpitantana Mentions.

☑️ Nitarika ity fivoriana ity tamin’ny alalan’ny visioconférence ny Profesora ASSOUMACOU Elia Béatrice, minisitry ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa natrehin’ireo filohan’ny oniversite sy IST ireo lehiben’ny sampam-pianarana rehetra, ary ireo lehiben’ny ivon-toeram-pikarohana

Mesupres FiadananaMesupres FiadananaMesupres FiadananaMesupres FiadananaMesupres FiadananaMesupres FiadananaMesupres FiadananaMesupres FiadananaMesupres Fiadanana
Revenir    AccueilAccueil du site