Hetsika ho fiarovana ny « Fiandrivoditatatra »
12 mai 2022
12 mai 2022

🕊️𝐏𝐁𝐙𝐓 : 𝐀𝐑𝐎𝐕𝐀𝐊𝐎 𝐍𝐘 𝐕𝐀𝐍𝐎 : 𝐅𝐈𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐕𝐎𝐃𝐈𝐓𝐀𝐓𝐀𝐓𝐑𝐀 𝐅𝐎𝐓𝐒𝐘 🕊️

Notanterahana ny 12 may 2022 ny hetsika fampahafantarana sy fanamafisana ny fiarovana ny karazana Vano antsoina hoe « Fiandrivoditatatra ». Nanatrika izany ny Minisitry ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-Tsiansa, ny Pr. ASSOUMACOU Elia Béatrice sy ireo Tale Jeneraly ary Tale eo anivon’ny Ministera.

Vorona zanatany efa tena vitsy an’isa eto Madagasikara ny Fiandrivoditatatra Fotsy (Ardeola idea), mpifindra monina ary atahorana ho lany tamingana ka izany no antony hiarovana azy. Latsaky ny 1500 isa sisa izy ireo ankehitriny. Fampahafantarana momba io karazana vano fotsy io, fanentanana eny amin’ny fokontany sy sekoly ary famerenana ny toeram-ponenany no atao amin’izany fiarovana izany.

Izao hetsika izao dia tafiditra ao anatin’ny tetikasa “COKETES”, tetikasam-panjakana eo ambany fiahian’ny Ministeran’ny Tontolo iananana sy ny Fandrosoana Lovain-jafy sy ireo mpiara-miombon’antoka hafa, isan’ireo ny Valanjavaboahary Tsimbazaza na PBZT.
✅Miara-mientana ny mpikaroka, ny mpampianatra, mpandraharaha ary ireo mpianatra amin’izany hetsika fiarovana ny Vano izany. Nofaranana tamin’ny zaha vorona amin’ny alalan’ny masolavitra (Bird watching) ny hetsika.


Voir aussi:
FANATOBIANA NIOMERIKA  |6 avril 2022|
Toeram-ponenan’ny mpianatra  |4 décembre 2021|
MESUPRES - Forum de la Recherche 2023 - 6eme édition à (...)  |21 juin 2023|
Le MESupReS en « 6eme édition du Forum de la Recherche 2023 (...)  |17 mars 2023|
45 ème anniversaire CNARP  |24 mai 2022|
Fihaonana SECES   |24 mai 2022|
ONIVERSITE MANARA-PENITRA   |19 mars 2022|
ANDRO IRAISAM-PIRENENA HOAN’NY VEHIVAVY   |8 mars 2022|
Visite de courtoisie de la Délégation Iranienne  |30 mai 2022|
Académie malgache  |24 mars 2022|
« DIGITALISATION »  |1er mars 2022|
Ma Thèse en 180 seconde 4ème édition  |9 juin 2022|
FAMBOLEN-KAZO MESUPRES 2022  |25 mars 2022|
CoPRIES : Conférence des Présidents d’Institution d’Enseignement (...)  |18 février 2022|
Trano fonenana manara-penitra hoan’ny mpianatry ny Oniversiten’i (...)  |30 avril 2022|
Fitokanana ny " Atelier Luban" Vontovorona  |18 février 2022|
Institut des Langues et de Civilisations (ILC) Oniversite (...)  |13 décembre 2021|
Fanazavana mahakasika ny tolo-dalàna momban’ny fizakan-tenan’ny (...)  |25 avril 2022|
Fidinana ifotony tany Ambato Boeny sy Farafangana.  |18 février 2022|
Voin-kava-mahatratra, tolo-tanana hoan’ireo tra-boina noho ny (...)  |24 janvier 2022|
Fanohanana voka-pikarohana azahoana ny mari-pahaizana (...)   |22 avril 2022|
BOURSES D’ETUDE DE LA REPUBLIQUE TURQUIE   |17 février 2022|
Un Centre pour la recherche de haut niveau à Madagascar.   |10 décembre 2021|
FIZAKAN-TENAN’IREO ONIVERSITE   |9 mai 2022|
BOURSES D’ETUDE ROYAUME UNI   |17 février 2022|
Fanakorontanana ny fampielezana tsaho eo anivon’ny "cités (...)   |2 février 2022|
FITOKANANA IREO FOTODRAFITRASAM-PIKAROHANA   |11 mai 2022|
Fiaraha-miasa miaraka amin’ny OMS   |14 février 2022|
Parc Botanique et Zoologique de Tsimbazaza Hetsika fanadiovana (...)   |21 janvier 2022|
Convention de partenariat   |12 mai 2022|
Fifanomezan-tanana "qualification"   |8 avril 2022|
SEKOLY AMBONY POLITEKNIKA VONTOVORONA, #MESUPRES-#MEH   |4 février 2022|
Lanonam-pankalazana ny faha-120 taonan’ny Akademia Malagasy   |20 mai 2022|
FILAZANA MAHAKASIKA NY VATSIM-PIANARANA   |3 avril 2022|
Signature de convention entre l’Université d’Antananarivo, (...)   |7 décembre 2021|