Andrarezin'ny fikarohana momba ny teny sy ny haisoratra malagasy nanamarika ny tantaran’ny fampianarana ambaratonga ambony…..
Détail
Nanokatra tamin’ny fomba ofisialy ny varavarana misokatra “CNTEMAD Discovery Days” ny Minisitry ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa,…..
Détail
𝑁𝑎𝑚𝑝𝑖𝑟𝑎𝑦 𝑓𝑒𝑜 𝑛𝑦 𝑠𝑒ℎ𝑎𝑡𝑟𝑎 𝑡𝑠𝑦 𝑚𝑖𝑎𝑛𝑘𝑖𝑛𝑎 𝑠𝑦 𝑛𝑦 𝑀𝐸𝑆𝑈𝑃𝑅𝐸𝑆Mitana anjara toerana lehibe eo amin’ny sehatry ny fampianarana ambaratonga ambony eto Madagasikara ireo Oniversite tsy miankina, izay…..
Détail
𝐼𝑠𝑎𝑛’𝑖𝑟𝑒𝑜 𝑓𝑖𝑟𝑒𝑛𝑒𝑛𝑎 𝑡𝑒𝑛𝑎 𝑖ℎ𝑎𝑟𝑎𝑛’𝑛𝑦 𝑙𝑜𝑧𝑎 𝑣𝑜𝑘𝑎𝑡𝑟𝑦 𝑛𝑦 𝑓𝑖𝑜𝑣𝑎𝑛’𝑛𝑦 𝑡𝑜𝑒𝑡𝑟’𝑎𝑛𝑑𝑟𝑜…..
Détail
Mitohy ny fametrahana ny “guichet unique” eto anivon’ny Ministeran’ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa (MESUPRES). Natao teny amin’ny CIDST Tsimbazaza izany,…..
Détail
Laharam-pahamehana ho an’ny Minisitry ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa, Pr RAVONIMANANTSOA Ndaohialy Manda-Vy ny fitandroana ny firaisankina. Anisan’ny antoky ny…..
Détail
Ny Minisiteran’ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa, amin’ny alalan’ny CNTEMAD, dia niroso amin’ny Oniversite an-jotra ho an’ny daholobe.Ao anatin’izany…..
Détail
Mandray anjara feno amin’ny atrikasa fananganana ny “Académie Virtuelle du CAMES” (AVI-CAMES) tanterahina ao Conakry ao Ginea, ny 20…..
Détail
Noraisin’ny Minisitry ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa, Pr RAVONIMANANTSOA Ndaohialy Manda-Vy, teto Fiadanana ny solotenan’ny Sendika…..
Détail