Archives des actualités du MESUPRES

course thumb

Fanohizana ny fanorenana ny Oniversiten’Antsohihy – Anahidrano

Ny 14 oktobra 2026, nidina ifotony nijery ny fanohizana ny asa fanorenana ny Oniversiten'Antsohihy ny Minisitry ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana, Pr RAVONIMANANTSOA…..

Détail
course thumb

Fankalazana ny faha-68 taona nanambarana ny Repoblika Voalohany : 14 oktobra 1958 - 14 oktobra 2026

Feno 68 taona katroka ny nandraisana tamin’ny fomba ôfisialy ny Repoblika Voalohany. Nomarihina tamin’ny alalan’ny matso lehibe tao amin’ny seranam-piaramanidin’Antsohihy,…..

Détail
course thumb

Fankalazana ny 14 oktobra ao Antsohihy

Ho fanamarihana ny faha-14 Oktobra, izay ahatsiarovana ny nananganana ny Repoblika Malagasy voalohany tamin’ny taona 1958, dia natomboka ny 13 oktobra 2026 tao Antsohihy ireo hetsika samihafa notarihin’ny Filohan’ny…..

Détail
course thumb

Vatsim-pianarana ho any Maroc : nirary soa sy nitsodrano ireo mpianatra ny Minisitra

Manamafy ny ezaka ataony amin’ny fanohanana ireo mpianatra sy fanomanana tanora manana fahalalana sy fahaiza-manao ny Fitondram-panjakana, amin’ny alalan’ny Minisiteran’ny…..

Détail
course thumb

Fitsinjovana ny mahaolona: miverina misitraka ny tolotra ara-pahasalamana ny eny amin’ny ESPA Vontovorona

Napetraka tamin’ny fomba ôfisialy ny 8 oktobra 2026 ny Dr ANDRIAMAMPIANINA Fanamby Arijaona sy ny mpitsabo mpanampy Ramatoa LOVASOA Marie Noeline,…..

Détail
course thumb

TAFA : fanamafisana ny fahaiza-manaon’ny tanora ho amin’ny fampananana asa

Anisan’ny laharam-pahamehan’ny Fitondram-panjakana ny fampiroboroboana ny fampananana asa ho an’ny tanora. Mifanojo amin'izany vina izany ny fandaharana asa TAFA, izay natao…..

Détail
course thumb

Fiaraha-misalahy amin'ny fanomezana fampianarana tsara kalitao

Namaly ny fanasan’ny Fifanampiana Centre Rassoul Akram (FCRA) ny Minisitry ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa, Pr RAVONIMANANTSOA Ndaohialy Manda-Vy, ary nitsidika…..

Détail
course thumb

Fivoriana fanatsarana ny kalitaon'ny fanofanana eo amin'ny sehatry ny fitsaboana

Ao anatin'ny ezaka fanatsarana hatrany ny kalitaon’ny fampianarana sy ny fikarohana indrindra ho fampandrosoana ny fanofanana eo amin’ny sehatry ny fahasalamana dia nanatanteraka…..

Détail