Archives des actualités du MESUPRES

course thumb

Fanombohana ny fankalazana ny faha-66 taona niverenan'ny Fahaleovantenan'i Madagasikara

"𝐹𝑎𝑛𝑎𝑣𝑎𝑜𝑧𝑎𝑛𝑎 ℎ𝑜 𝑓𝑎𝑚𝑝𝑎𝑛𝑑𝑟𝑜𝑠𝑜𝑎𝑛𝑎 𝑎𝑛'𝑖 𝑀𝑎𝑑𝑎𝑔𝑎𝑠𝑖𝑘𝑎𝑟𝑎."Ny 1 jona 2026, natomboka tamin’ny Fananganan-Tsaina iombonana, teny amin’ny Parvis Analakely, ny fankalazana ny…..

Détail
course thumb

Lanonam-panokafana ny iray volana anandratana ny Teny Malagasy

Notanterahina teny amin’ny Lapan’ny Akademia Malagasy Tsimbazaza, ny 1 jona 2026, ny fanokafana tamin’ny fomba ôfisialy ny iray volana anandratana ny Teny Malagasy, izay mitondra ny lohahevitra…..

Détail
course thumb

Photometre solaire CIMEL CE318 voalohany eto Madagasikara : fitaovana hanohanana ny fampianarana sy fikarohana momba ny toetrandro

Notanterahina teny amin’ny ESPA Vontovorona, ny 29 Mey 2026, ny fanokanana ny "Photomètre solaire CIMEL CE318 voalohany…..

Détail
course thumb

Fitsidihana ara-pomba-panajana sy famelabelaran-kevitra nataon’i Pr Patricia Wright teto amin’ny MESUPRES

Nitsidika ara-pomba-panajana ny Minisitry ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa, Pr RAVONIMANANTSOA Ndaohialy Manda-Vy,…..

Détail
course thumb

UniPod Madagascar : Sehatra hanovana ny fikarohana ho vahaolana sy asa ho an’ny tanora

𝑁𝑜𝑡𝑜𝑘𝑎𝑛𝑎𝑛𝑎 𝑡𝑎𝑚𝑖𝑛’𝑛𝑦 𝑓𝑜𝑚𝑏𝑎 𝑜𝑓𝑖𝑠𝑖𝑎𝑙𝑦 𝑛𝑦 𝑈𝑛𝑖𝑣𝑒𝑟𝑠𝑖𝑡𝑦 𝐼𝑛𝑛𝑜𝑣𝑎𝑡𝑖𝑜𝑛 𝑃𝑜𝑑 (𝑈𝑛𝑖𝑃𝑜𝑑) 𝑣𝑜𝑎𝑙𝑜ℎ𝑎𝑛𝑦 𝑒𝑡𝑜 𝑀𝑎𝑑𝑎𝑔𝑎𝑠𝑖𝑘𝑎𝑟𝑎.Notokanan’ny Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara,…..

Détail
course thumb

Famindram-pitantanana teo amin’ny Tale Siantifika eo anivon'ny FOFIFA

Tontosa ny 26 Mey 2026, teny amin’ny Foibem-pirenena momba ny Fikarohana Ampiharina amin’ny Fampandrosoana ny eny Ambanivohitra (FOFIFA) Ampandrianomby, ny fifamindram-pitantanana…..

Détail
course thumb

Fitsidihan’ny Filohan’ny Fanavaozana tao amin’ny Oniversiten’i Mahajanga

Nitokana ny fotodrafitrasa vaovaon'ny Ivotoeram-pampiofanana mpampivelona sy mpitsabo mpanampy (IFIRP) sy ny trano fianarana fanampiny ho an'ny Fakiolten'ny “Médecine” ny…..

Détail
course thumb

Nihaona tamin’ireo mpampianatra ao amin’ny Oniversiten’i Mahajanga ny Minisitra

Ny 25 mey 2026, nandritra ny fandalovany tany Mahajanga, dia nihaona tamin’ireo mpampianatra ao amin’ny Oniversiten’i Mahajanga ny Minisitry ny Fampianarana Ambaratonga…..

Détail
course thumb

Fitsidiham-paritra ao amin’ny Faritra Boeny

Manatanteraka fitsidiham-paritra ao amin’ny Faritra Boeny ny Filohan'ny Fanavaozana ny Repoblikan'i Madagasikara Kôlônely RANDRIANIRINA Michaël mivady ka nigadona tao Mahajanga ny 25 mey 2026. Tanjona ny…..

Détail