Isan-taona dia mikarakara ny « Salon de l’Étudiant et de l’Emploi » ny Ivon-toerana momba ny Torohay sy Fahalalàna Siantifika ary Tekinika (CIDST), ivon-toeram-pikarohana…..
Détail
Ao anatin'ny fandraisan'i Madagasikara ny fihaonamben'ny vondrona SADC faha-45 dia notokanan'ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA sady Filoha vaovaon'ny vondrona SADC ny 18 aogositra…..
Détail
Notokanan’ny Filoham-pirenena Andriamatoa Andry RAJOELINA tamin’ny fomba ofisialy ny 15 aogositra 2025 ny fitaterana an-tariby « téléphérique » izay fotodrafitrasa hanatsarana ny fitaterana eto…..
Détail
Fahombiazana tanteraka ny famelabelaran-kevitra ho an'ny daholobe na « Conférence publique » notanterahana teo ambany fiahian'ny Filohan'ny Repoblikan'i Madagasikara sady Filoha…..
Détail
Antananarivo, 12 Aogositra 2025 – Nisokatra androany teto Antananarivo, renivohitr’i Madagasikara ny Filankevitry ny Minisitry ny SADC, izay enti-manomana ny fihaonana…..
Détail
Nahitana vokatra tsara ny ezaka fiaraha-mientana sy fahavononana nasehon’ny fianakaviamben’ny Ministeran’ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa tamin’ny fanadiovana ao anaty fikarakarana…..
Détail
Ny Filoham-pirenena Andriamatoa Andry RAJOELINA dia mametraka ny fikarohana ho isany fanoitra lehibe amin'ny fampandrosoana ny Firenena. Ny Ministeran’ny Fampianarana Ambony sy ny…..
Détail
« 𝑀𝑖𝑠𝑎𝑜𝑡𝑟𝑎 𝑛𝑦 𝑟𝑒ℎ𝑒𝑡𝑟𝑎 𝑎𝑚𝑖𝑛'𝑛𝑦 𝑓𝑖𝑎𝑟𝑎ℎ𝑎-𝑚𝑖𝑒𝑛𝑡𝑎𝑛𝑎 𝑖𝑧𝑎𝑦 𝑛𝑎ℎ𝑎𝑧𝑜𝑎𝑛𝑎 𝑓𝑎ℎ𝑜𝑚𝑏𝑖𝑎𝑧𝑎𝑛𝑎 »Nitondra ny teny fisaorana avy amin-dRamatoa Ministra, Pr CHAMINAH Loulla ho an'ny Fianakaviamben’ny Ministeran’ny Fampianarana Ambony sy ny…..
Détail
Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny 1 aogositra 2025 tao Mahajanga ny fifaninanana nasionaly ara-panatanjahantena ho an’ny mpiasam-panjakana na ASIEF 2025, izay haharitra hatramin’ny 15 aogositra 2025.Mpikambana…..
Détail