Archives des actualités du MESUPRES

course thumb

« Rencontre Géopolitique des Pays de l'Océan Indien » : mampiantrano ny andiany voalohany i Madagasikara

Tanterahina ny 30 jona sy 1 jolay 2026, eny amin'ny Lapan'Andafiavaratra, Andohalo, ny "Rencontre Géopolitique des Pays de l'Océan Indien", fihaonambe…..

Détail
course thumb

Fanamafisana ny fiaraha-miasan’i Madagasikara sy Indonezia eo amin’ny sehatry ny fampianarana ambaratonga ambony

Noraisin’ny Minisitry ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa, Pr RAVONIMANANTSOA Ndaohialy Manda-Vy, ny Lehiben’ny…..

Détail
course thumb

26 jona 1960 – 26 jona 2026 : faha-66 taona niverenan’ny Fahaleovantena sy nijoroan’ny Foloalindahy Malagasy

Matso lehibe no nanamarihana ny fankalazana ny faha-66 taona niverenan’ny Fahaleovantena sy nijoroan’ny Foloalindahy Malagasy, teo ambany…..

Détail
course thumb

Fiaraha-miasa fampifandraisana ny fikarohana ara-tsiansa sy ny fiarovana ny vakoka : natolotra ny PBZT ny fitahirizana ny Majungasaurus

Natao ny 24 jona 2026 teny amin’ny Lapan’ny Manjakamiadana ny fanaovan-tsonia teo amin'ny 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘦𝘳𝘢𝘯’𝘯𝘺 𝘍𝘢𝘮𝘱𝘪𝘢𝘯𝘢𝘳𝘢𝘯𝘢…..

Détail
course thumb

Fetin'ny Fahaleovantena 2026 : Hazakazaka ho an'ny Fahaleovantena

Ao anatin'ny fankalazana ny faha-66 taona niverenan'ny Fahaleovantena sy nijoroan'ny Foloalindahy Malagasy dia niara-nientana tamin'ny 𝐇𝐚𝐳𝐚𝐤𝐚𝐳𝐚𝐤𝐚 𝐡𝐨 𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐡𝐚𝐥𝐞𝐨𝐯𝐚𝐧𝐭𝐞𝐧𝐚 ny Minisiteran’ny…..

Détail
course thumb

Mpikaroka Malagasy isany nahazo ny loka voalohany iraisam-pirenena, tamin'ny Hackathon DIU E-Sante 2026

Manohana sy mampiroborobo hatrany ny fikarohana ara-tsiansa sy ny haivao ny Minisiteran'ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa…..

Détail
course thumb

Voka-pikarohana mivaingana ho an'ny vahoaka : Natolotry ny MESUPRES ny zava-bita nandritra ny enim-bolana voalohany

Notanterahina teny amin'ny UniPod Tsimbazaza, ny 22 jona 2026, ny fanolorana ny zava-bitan'ny sehatry ny Fikarohana Ara-tsiansa nandritra…..

Détail
course thumb

Lalao ara-panatanjahantena niarahana tamin'ny Fitondram-panjakana ao anatin’ny fankalazana ny faha-65 taonan'ny Oniversite eto Antananarivo

Ao anatin'ny fankalazana ny faha-65 taonan'ny Oniversite eto Antananarivo dia nikarakara lalao ara-pirahalahiana…..

Détail
course thumb

MESupReS miara-mientana amin'ny fanadiovana faobe

Nandray anjara mavitrika tamin'ny hetsika fanadiovana faobe manerana ny Nosy ny fianakaviamben’ny Ministeran’ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa tarihin'ny Minisitra Pr RAVONIMANANTSOA…..

Détail