Archives des actualités du MESUPRES

course thumb

Fanambaram-pananana - Fitsarana Avo momba ny Lalam-panorenana

𝑁𝑎𝑡𝑎𝑜 ℎ𝑜 𝑓𝑖𝑡𝑎𝑟𝑎𝑡𝑟𝑎 𝑎𝑚𝑖𝑛'𝑛𝑦 𝐹𝑎𝑛𝑎𝑣𝑎𝑜𝑧𝑎𝑛𝑎 𝑛𝑦 𝑡𝑜𝑚𝑝𝑜𝑛𝑎𝑛𝑑𝑟𝑎𝑖𝑘𝑖𝑚-𝑝𝑎𝑛𝑗𝑎𝑘𝑎𝑛𝑎Mifanaraka tanteraka amin'ny lalantsain'ny Fanavaozana izay mitaky fahitsiana sy fangaraharahana no nanatanterahan’ireo mpikambana…..

Détail
course thumb

Fanomezan-danja ny kalitaon'ny fampianarana ambony : nahazo fitaovana vaovao sady raitra ny Ministera sy ireo Oniversite manerana ny Nosy

Notanterahina ny 10 novambra 2025 teto amin’ny Ministeran’ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa ny…..

Détail
course thumb

Oniversiten'i Fianarantsoa : Fihaonan'ny Minisitra tamin'ireo tokotelo mahamasanahandron'ny fampianarana ambony

Ho fanatsarana ny tontolon’ny fampianarana ambony, nitafa mivantana tamin’ireo mpikambana ao amin’ny CODIR, mpampianatra, mpandraharaha ary…..

Détail
course thumb

Vahaolana maharitra amin’ny fisitrahana herinaratra ho an'ny anjerimanontolo

Tonga nanolotra "panneaux solaires" ho famahana ny olan’ny jiro ao amin’ny Oniversiten’i Fianarantsoa ny Mpanolon-tsaina Avo ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara, Kôlônely…..

Détail
course thumb

Fitsidihan'ny Minisitra ny Oniversite Vakinankaratra

Vahaolana avy hatrany no nentin'ny Minisitry ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa Pr RAVONIMANANTSOA Ndaohialy Manda-Vy ho an'ny Oniversite Vakinankaratra nandritra ny fitsidihana nataony…..

Détail
course thumb

Conférence des Présidents des Universités

Notanterahina ny 6 novambra 2025 teto Fiadanana ny CPU voalohany niarahan’ny Minisitry ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa Pr RAVONIMANANTSOA Ndaohialy Manda-Vy tamin'ireo Filohan'ny Oniversite…..

Détail
course thumb

University Innovation Pod : toerana hanomezana lanja ny tanora sy ny fikarohana ary ny tsenan’ny asa

Nanara-maso ny fizotry ny asa fanavaozana sy fanitarana ny UniPod eto Madagasikara izay hatao eto Tsimbazaza ny Minisitry ny Fampianarana Ambony sy…..

Détail
course thumb

Fanomezana herinaratra avy amin'ny masoandro ho an'ny Oniversite : asa mivaingana avy amin'ny Fitondram-panjakana amin’ny alalan’ny MESUPRES

Tsy kabary fa asa avy hatrany hoy ny Minisitry ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa, Pr RAVONIMANANTSOA…..

Détail
course thumb

Andro Iraisam-pirenena ho an’ny « Réserves de Biosphère »

Ny 3 novambra no andro natokan’ny UNESCO hanamarihana ny lanjan'ireo faritra arovana izay mampifandray ny zavaboahary sy ny fampandrosoana maharitra.Anisany mampisongadina an’i Madagasikara…..

Détail