Archives des actualités du MESUPRES

course thumb

Oniversiten’i Toliara : Fitokanana fotodrafitrasa vaovao tao amin’ny ENS ao Maninday

𝑁𝑦 𝑀𝑖𝑛𝑖𝑠𝑡𝑒𝑟𝑎𝑛’𝑛𝑦 𝐹𝑎𝑚𝑝𝑖𝑎𝑛𝑎𝑟𝑎𝑛𝑎 𝐴𝑚𝑏𝑎𝑟𝑎𝑡𝑜𝑛𝑔𝑎 𝐴𝑚𝑏𝑜𝑛𝑦 𝑠𝑦 𝑛𝑦 𝐹𝑖𝑘𝑎𝑟𝑜ℎ𝑎𝑛𝑎 𝐴𝑟𝑎-𝑡𝑠𝑖𝑎𝑛𝑠𝑎, 𝑚𝑖𝑎𝑟𝑎𝑘𝑎 𝑎𝑚𝑖𝑛’𝑖𝑟𝑒𝑜 𝐼𝑣𝑜𝑛-𝑡𝑜𝑒𝑟𝑎𝑚-𝑝𝑎𝑚𝑝𝑖𝑎𝑛𝑎𝑟𝑎𝑛𝑎, 𝑑𝑖𝑎 𝑚𝑎𝑚𝑒𝑡𝑟𝑎𝑘𝑎 ℎ𝑜 𝑙𝑎ℎ𝑎𝑟𝑎𝑚-𝑝𝑎ℎ𝑎𝑚𝑒ℎ𝑎𝑛𝑎 𝑛𝑦…..

Détail
course thumb

Fiaraha-mientan’ny Ministera telo : manamafy ny fampandrosoana ny fanabeazana

Niara-nisalahy tao Toliara ny 17 aprily 2026 ireo Minisitra telo misahana ny fanabeazana eto Madagasikara :- Pr RAVONIMANANTSOA Ndaohialy Manda-Vy, Minisitry ny Fampianarana…..

Détail
course thumb

Fihaonan'ny Minisitra tamin'ireo tompon'andraikitra, mpampianatra mpikaroka sy mpikaroka mpampianatra ary mpianatra ao amin'ny Oniversiten'i Maninday, Toliara

Nataon'ny Minisitry ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa, Pr RAVONIMANANTSOA…..

Détail
course thumb

Niarahaba manokana ny mpikaroka-mpampianatra Malagasy nahazo ny loka iraisam-pirenena avy amin’ny Fondation FARM ny Minisitra

𝑁𝑦 𝑀𝐸𝑆𝑈𝑃𝑅𝐸𝑆 𝑑𝑖𝑎 𝑚𝑎𝑛𝑜ℎ𝑎𝑛𝑎 𝑠𝑦 𝑚𝑎𝑛𝑜𝑚𝑒 𝑙𝑎𝑛𝑗𝑎 𝑡𝑎𝑛𝑡𝑒𝑟𝑎𝑘𝑎 𝑛𝑦 𝑓𝑎𝑚𝑝𝑖𝑟𝑜𝑏𝑜𝑟𝑜𝑏𝑜𝑎𝑛𝑎 𝑛𝑦 𝑓𝑖𝑘𝑎𝑟𝑜ℎ𝑎𝑛𝑎 𝑎𝑟𝑦 𝑚𝑖𝑟𝑒ℎ𝑎𝑟𝑒ℎ𝑎 𝑎𝑚𝑖𝑛’𝑖𝑟𝑒𝑜 𝑚𝑝𝑖𝑘𝑎𝑟𝑜𝑘𝑎 𝑀𝑎𝑙𝑎𝑔𝑎𝑠𝑦…..

Détail
course thumb

Fikaonandoham-pirenen’ny tanora ho an’ny fanavaozana : nitondra ny feony ireo mpianatra eny amin'ny Oniversite manerana ny Nosy

Natomboka tamin’ny fomba ofisialy ny 14 aprily teny amin’ny CCI Ivato ny Fikaonandoham-pirenen’ny tanora. Nanokatra ny…..

Détail
course thumb

Fanombohana ny fivoriana tsy ara-potoana teny amin’ny Antenimierampirenena

Natomboka ny 13 Aprily 2026 ny fivoriana tsy ara-potoana teny amin’ny Antenimierampirenena Tsimbazaza.Nanatrika izany ireo mpikambana ao amin’ny Governemanta tarihin’ny Praiminisitra…..

Détail
course thumb

Namiratra ny mpampianatra sy mpanabe Malagasy tamin’ny "Africa Summit Education 2026"

Nandritra ny “Africa Summit Education 2026” andiany faha-4, izay natao tany Accra, any Ghana, ny 19 hatramin’ny 21 martsa 2026, dia nisongadina ireo mpampianatra sy…..

Détail
course thumb

Fanamafisana ny fiaraha-miasa eo amin'ny Oniversite eto Madagasikara sy ny any Rosia

Noraisin’ny Minisitry ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa, Pr RAVONIMANANTSOA Ndaohialy Manda-Vy, teto Fiadanana ny 10 aprily 2026 ny delegasiona…..

Détail