Archives des actualités du MESUPRES

course thumb

08 martsa : Fankalazana ny Andro Iraisampirenena ho an'ny Zon'ny vehivavy

𝐴𝑚𝑏𝑜ℎ𝑖-𝑝𝑖ℎ𝑎𝑜𝑛𝑎𝑛'𝑖𝑟𝑒𝑜 𝑣𝑒ℎ𝑖𝑣𝑎𝑣𝑦 𝑚𝑎𝑛𝑒𝑟𝑎𝑛𝑎 𝑛𝑦 𝐹𝑎𝑟𝑖𝑡𝑟𝑎 24 𝑒𝑡𝑜 𝑀𝑎𝑑𝑎𝑔𝑎𝑠𝑖𝑘𝑎𝑟𝑎 𝑛𝑦 𝑡𝑒𝑡𝑜 𝐴𝑛𝑡𝑎𝑛𝑎𝑛𝑎𝑟𝑖𝑣𝑜.Diabe nihodidina ny farihin'Anosy niainga teny Antanimbarinandriana ary nifarana teo amin’ny…..

Détail
course thumb

Fitsidihana tao Toamasina

Tonga nijery sy nanara-maso ny fitohizan’ny asa fanarenana ny tanànan'i Toamasina taorian'ny fandalovan'ny rivodoza GEZANI ny Filohan'ny Fanavaozana ny Repoblikan'i Madagasikara, Andriamatoa RANDRIANIRINA Michaël, ny 7 martsa…..

Détail
course thumb

Fambolen-kazo ho fanamarihana ny fankalazana ny Andro Iraisampirenena ho an'ny Zon'ny Vehivavy

Ao anatin'ny fankalazana ny andro Iraisampirenena ho an'ny zon'ny vehivavy, zanakazo 3000 fototra no novolena to amin'ny Fokontany Ambohimahavelona, Kaominina…..

Détail
course thumb

MESupReS manome lanja ny firaisankina sy fanatanjahantena

Nofaranana tamin’ny hetsika ara-panatanjahantena ny fandalovan'ny Minisitry ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa, Pr RAVONIMANANTSOA Ndaohialy Manda-Vy, tao Mahajanga…..

Détail
course thumb

Fihaonan'ny Minisitra tamin'ireo mpampianatra sy mpianatra ary mpandraharaha tao amin'ny Oniversiten'i Mahajanga

Nandritra ny fandalovany tao Mahajanga ny 5 martsa 2026 dia nihaino sy nitafa mivantana tamin’ireo tokotelo mahamasanahandron'ny fampianarana…..

Détail
course thumb

Fiaraha-miasan'ny MESUPRES sy ny MNDPT : nahazo solosaina 100 ny Oniversiten'i Mahajanga

Ny 05 Martsa 2026, notanterahina tao amin'ny Oniversiten'i Mahajanga, teo anatrehan’ny Minisitry ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa,…..

Détail
course thumb

Fanatsarana ny kalitaon'ny fampianarana ambony eto Madagasikara

𝑀𝑎𝑛𝑎𝑜 𝑎𝑛𝑡𝑠𝑜 𝑓𝑎𝑛𝑎𝑖𝑟𝑎𝑛𝑎 𝑖𝑟𝑒𝑜 𝑡𝑜𝑒𝑟𝑎𝑚-𝑝𝑎𝑚𝑝𝑖𝑎𝑛𝑎𝑟𝑎𝑛𝑎 𝑎𝑚𝑏𝑜𝑛𝑦 𝑚𝑎𝑛𝑒𝑟𝑎𝑛𝑎 𝑛𝑦 𝑁𝑜𝑠𝑦 𝑛𝑦 𝑀𝐸𝑆𝑈𝑃𝑅𝐸𝑆. Manao ezaka goavana amin’ny fanatsarana ny kalitaon’ny fampianarana ambony eto Madagasikara ny Minisiteran’ny…..

Détail
course thumb

Fanatsarana ny famatsiana rano eny amin’ny trano fonenan’ny mpianatra Ankatso

Mitohy ny ezaka hanatsarana ny famatsiana rano ho an’ny mpianatra eny amin’ny Anjerimanontolo Ankatso. Ao anatin’ny fanatanterahana ny tetikasa PAAEP dia niroso tamin’ny…..

Détail
course thumb

Fihaonambe nasionaly hampiraisana ny fitantanana ny fikarohana sy ny fiofanana doktoraly

Ao anatin’ny fampiharana ny Politika Nasionalin’ny Fikarohana Ara-tsiansa sy ny Haivao (PNRSI) dia niara-nidinika mivantana sy ampitain-davitra ireo Talen’ny Sekoly…..

Détail