Archives des actualités du MESUPRES

course thumb

University Innovation Pod : toerana hanomezana lanja ny tanora sy ny fikarohana ary ny tsenan’ny asa

Nanara-maso ny fizotry ny asa fanavaozana sy fanitarana ny UniPod eto Madagasikara izay hatao eto Tsimbazaza ny Minisitry ny Fampianarana Ambaratonga…..

Détail
course thumb

Fanomezana herinaratra avy amin'ny masoandro ho an'ny Oniversite : asa mivaingana avy amin'ny Fitondram-panjakana amin’ny alalan’ny MESUPRES

Tsy kabary fa asa avy hatrany hoy ny Minisitry ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa,…..

Détail
course thumb

Andro Iraisam-pirenena ho an’ny « Réserves de Biosphère »

Ny 3 novambra no andro natokan’ny UNESCO hanamarihana ny lanjan'ireo faritra arovana izay mampifandray ny zavaboahary sy ny fampandrosoana maharitra.Anisany mampisongadina an’i Madagasikara…..

Détail
course thumb

Fifamindram-pitantanana teto amin’ny MESUPRES

Tontosa ny 29 oktobra 2025 teto Fiadanana ny fifamindram-pitantanana teo amin’ny Minisitry Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa teo aloha Pr CHAMINAH Loulla sy ny Minisitra voatendry 𝐏𝐫 𝐑𝐀𝐕𝐎𝐍𝐈𝐌𝐀𝐍𝐀𝐍𝐓𝐒𝐎𝐀…..

Détail
course thumb

03 novambra 2025, andro natokan’ny UNESCO hankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny réserves de Biosphère

Ny « Réserve de biosphère » dia faritra iray izay mampirindra ny fiarovana ny zavaboary sy ny fiveloman’ny olombelona ho amin’ny fampandrosoana…..

Détail
course thumb

Lisitr'ireo mpianatra nahazo vatsim-pianarana any Maroka

Rehefa mivoaka ny lisitra, dia antsoin’ny Tompon'andraikitra avy ao amin'ny SBex tsirairay ireo mpianatra hampahafantarina fa misitraka vatsim-pianarana.Miandry ny VISA hivoaka...

Détail
course thumb

MESupReS-Huawei : Fifanaraham-piaraha-miasa ho fanofanana ny tanora amin’ny sehatra nomerika

Manamarika tanteraka ny vina napetraky ny Filohan’ny Repoblika Andry RAJOELINA ny fanofanana ny tanora amin’ny sehatry ny nomerika ho fampandrosoana ny Firenena.…..

Détail
course thumb

Fanokafana amin’ny fomba ofisialy ny « Institut et Observatoire Hydroclimatique de l’Itasy »

Tafiditra ao anatin’ny Politika Ankapoben’ny Fanjakana napetraky ny Filohan'ny Repoblika, Andry RAJOELINA, ny fanamafisana ny fikarohana sy ny fitantanana…..

Détail