Archives des actualités du MESUPRES

course thumb

Lalam-piofanana mikasika ny rano : nosokafana tamin’ny fomba ofisialy tao amin’ny Oniversiten’Antananarivo ny taom-pianarana vaovao

Dingana lehibe eo amin'ny sehatry ny fikarohana ny fisiana tetikasa hahazoan'ny vahoaka Malagasy misitraka rano fisotro…..

Détail
course thumb

Fananganan-Tsaina volana Martsa 2026 : fanamafisana ny fanatsarana ny tolotra eto amin’ny MESUPRES sy ny ady amin’ny kolikoly

Notanterahina ny 2 martsa 2026 teto Fiadanana ny Fananganan-tsaina notarihin’ny Sekretera Jeneralin’ny Minisiteran'ny Fampianarana…..

Détail
course thumb

Fitsidihana ny Oniversiten'i Mahajanga

Nitsidika ny Oniversiten’i Mahajanga ny delegasiona avy ao amin’ny Minisiteran’ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa, ny 27 sy 28 febroary 2026, notarihin’ny Talen’ny Kabinetra Pr RAHERIMANDIMBY…..

Détail
course thumb

Fifanaovan-tsonia fifanaraham-piaraha-miasa ho an'ny tombontsoan'ny mpianatra

Notanterahina ny 27 febroary 2026 tao amin'ny Oniversiten'Antananarivo ny fifanaovan-tsonia fifanaraham-piaraha-miasa teo amin'ny Filohan'ny Oniversiten’Antananarivo, Pr RANDRIANASOLO…..

Détail
course thumb

Fanatsarana ny fomba fiasa eto anivon'ny MESupReS

Nanatanteraka fivoriana ho fanamafisana sy fanatsarana hatrany ny fomba fiasa ny Minisiteran’ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa, niarahana tamin’ireo Tale Jeneraly, Tale ary…..

Détail
course thumb

Fitokanana ny "American Space" vaovao tao amin’ny Oniversiten’i Fianarantsoa

Nahazo ivon-toerana "American Space" vaovao ny Oniversiten’i Fianarantsoa. Nitokana izany ny Minisitry ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa, Pr…..

Détail
course thumb

Fitokanana ny FabLab Solidaire Hay Tao sy ny Orange Digital Center (ODC) ao amin'ny Oniversiten'i Fianarantsoa

Notokanana tamin’ny fomba ôfisialy teo ambany fiahian’ny Minisitry ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa, Pr RAVONIMANANTSOA…..

Détail
course thumb

Atrikasa nasionaly ho fanomanana ny fanadinam-panjakana Bakalorea 2026 tao amin’ny Oniversiten’i Fianarantsoa

Tontosa ny 23 sy 24 febroary 2026 tao amin’ny Oniversiten’i Fianarantsoa ny atrikasa nasionaly ho fanomanana ny fanadinam-panjakana Bakalorea…..

Détail
course thumb

Fampiroboroboana ny fikarohana : Fitokanana ny tobim-pamantarana ny toetrandro ao amin’ny Oniversiten’Itasy

Notokanana ny 23 Febroary 2026 tao amin’ny Oniversiten’Itasy ny tobim-pamantarana ny toetrandro. Nanatrika izany ny Minisitry ny Fampianarana…..

Détail