Archives des actualités du MESUPRES

course thumb

Fanamafisana ny fiaraha-miasa sinoa-malagasy eo amin’ny sehatry ny Fampianarana Ambony, ny fikarohana ary ny fanavaozana

Noraisin'ny Minisitry ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa, Pr RAVONIMANANTSOA Ndaohialy Manda-Vy, teto…..

Détail
course thumb

MESupReS sy SECES : miara-mientana, miara-miasa ho amin’ny fanarenana sy fanatsarana ny fampianarana ambony

Ny 13 novambra 2025, nihaona tamin'ny Minisitry ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa, Pr RAVONIMANANTSOA Ndaohialy…..

Détail
course thumb

Vahaolana amin'ny fisitrahana jiro : mitohy ny fanapariahana ireo "panneaux solaires" ho an'ny Oniversite manerana ny Nosy

Lasa ny 12 novambra 2025 ny "panneaux solaires" ho an'ny Oniversiten'Antsiranana. Ny 11 novambra 2025 lasa teo no nalefa ny an'ny…..

Détail
course thumb

Fanambaram-pananana - Fitsarana Avo momba ny Lalam-panorenana

𝑁𝑎𝑡𝑎𝑜 ℎ𝑜 𝑓𝑖𝑡𝑎𝑟𝑎𝑡𝑟𝑎 𝑎𝑚𝑖𝑛'𝑛𝑦 𝐹𝑎𝑛𝑎𝑣𝑎𝑜𝑧𝑎𝑛𝑎 𝑛𝑦 𝑡𝑜𝑚𝑝𝑜𝑛𝑎𝑛𝑑𝑟𝑎𝑖𝑘𝑖𝑚-𝑝𝑎𝑛𝑗𝑎𝑘𝑎𝑛𝑎Mifanaraka tanteraka amin'ny lalantsain'ny Fanavaozana izay mitaky fahitsiana sy fangaraharahana no nanatanterahan’ireo mpikambana…..

Détail
course thumb

Fanomezan-danja ny kalitaon'ny fampianarana ambony : nahazo fitaovana vaovao sady raitra ny Ministera sy ireo Oniversite manerana ny Nosy

Notanterahina ny 10 novambra 2025 teto amin’ny Ministeran’ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa…..

Détail
course thumb

Oniversiten'i Fianarantsoa : Fihaonan'ny Minisitra tamin'ireo tokotelo mahamasanahandron'ny fampianarana ambony

Ho fanatsarana ny tontolon’ny fampianarana ambony, nitafa mivantana tamin’ireo mpikambana ao amin’ny CODIR, mpampianatra, mpandraharaha ary…..

Détail
course thumb

Vahaolana maharitra amin’ny fisitrahana herinaratra ho an'ny anjerimanontolo

Tonga nanolotra "panneaux solaires" ho famahana ny olan’ny jiro ao amin’ny Oniversiten’i Fianarantsoa ny Mpanolon-tsaina Avo ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara, Kôlônely…..

Détail
course thumb

Fitsidihan'ny Minisitra ny Oniversite Vakinankaratra

Vahaolana avy hatrany no nentin'ny Minisitry ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa Pr RAVONIMANANTSOA Ndaohialy Manda-Vy ho an'ny Oniversite Vakinankaratra nandritra ny fitsidihana…..

Détail
course thumb

Conférence des Présidents des Universités

Notanterahina ny 6 novambra 2025 teto Fiadanana ny CPU voalohany niarahan’ny Minisitry ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa Pr RAVONIMANANTSOA Ndaohialy Manda-Vy tamin'ireo Filohan'ny…..

Détail