Archives des actualités du MESUPRES

course thumb

Fikarohana manakaiky vahoaka : Hetsika ho an'ny Kolontsaina sy Fanatanjahantena ary ny tontolo iainana iarahana amin’ny Oniversite

Hankalazaina amin’ny fomba miavaka ny Andro Maneran-tany ho an’ny Tontolo Iainana amin’ity taona ity, amin’ny alalan’ny…..

Détail
course thumb

Fampiofanana “Comptabilités des Matières” eto amin’ny MESupReS

𝐴𝑜 𝑎𝑛𝑎𝑡𝑖𝑛’𝑛𝑦 𝑓𝑎𝑛𝑎𝑡𝑠𝑎𝑟𝑎𝑛𝑎 𝑛𝑦 𝑓𝑜𝑚𝑏𝑎 𝑓𝑖𝑎𝑠𝑎 𝑠𝑦 𝑛𝑦 𝑓𝑖𝑡𝑎𝑛𝑡𝑎𝑛𝑎𝑛𝑎 𝑒𝑡𝑜 𝑎𝑛𝑖𝑣𝑜𝑛’𝑛𝑦 𝑀𝑖𝑛𝑖𝑠𝑖𝑡𝑒𝑟𝑎𝑛’𝑛𝑦 𝐹𝑎𝑚𝑝𝑖𝑎𝑛𝑎𝑟𝑎𝑛𝑎 𝐴𝑚𝑏𝑎𝑟𝑎𝑡𝑜𝑛𝑔𝑎 𝐴𝑚𝑏𝑜𝑛𝑦 𝑠𝑦 𝑛𝑦 𝐹𝑖𝑘𝑎𝑟𝑜ℎ𝑎𝑛𝑎 𝐴𝑟𝑎-𝑡𝑠𝑖𝑎𝑛𝑠𝑎 (𝑀𝐸𝑆𝑢𝑝𝑅𝑒𝑆), 𝑑𝑖𝑎 𝑡𝑎𝑛𝑡𝑒𝑟𝑎ℎ𝑖𝑛𝑎 𝑛𝑦 7…..

Détail
course thumb

Atrikasa fanombohana ny UniPod Madagasikara : sehatra mampifandray ny fikarohana sy ny famoronana asa ho fampandrosoana ny Firenena

Nosokafan’ny Minisitry ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa, Pr RAVONIMANANTSOA Ndaohialy Manda-Vy,…..

Détail
course thumb

FIM 2026 : Mandray anjara ny MESUPRES

Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny 7 Mey 2026 teny amin’ny CCI Ivato ny Foara Iraisampirenena eto Madagasikara (FIM 2026). Mandray anjara mavitrika amin’izany ny Minisiteran’ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy…..

Détail
course thumb

Fampahafantarana voka-pikarohana : Fanokafana ny SREE andiany faha-8 sy ny Vovonana Nomerika momba ny Fikarohana ao Ankatso

Hanomezan-danja ny fikarohana sy ny voka-pikarohana, nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny 7 Mey 2026 teny amin’ny Esplanade Ankatso…..

Détail
course thumb

Fiaraha-miasa ho an’ny fanabeazana nomerika : misokatra ao Ankatso ny Ivotoerana Fampiofanana Huawei

Notokanana ny 6 Mey 2026 tao Ankatso ny “Centre de Formation Huawei” eto Madagasikara. Ivotoerana maoderina, ahitana fitaovana manara-penitra ho fanamafisana…..

Détail
course thumb

Fikarohana sy fampananan’asa : handray anjara amin’ny Foara Iraisam-pirenena eto Madagasikara (FIM) ny MESUPRES

Handray anjara mavitrika amin’ny tranoheva sy famelabelaran-kevitra ary latabatra boribory mandritra ny FIM 2026 izay hotanterahina ny…..

Détail
course thumb

Fiaraha-miasa Malagasy sy Sinoa : notokanana ny laboratoara vaovao ho an’ny fikarohana masomboly safiotra ao amin’ny ESSA Ankatso

Notokanana tamin’ny fomba ofisialy ny 4 Mey 2026 teny amin’ny Sekoly Ambonin’ny Siansa Agronomika (ESSA) Ankatso ny laboratoara…..

Détail
course thumb

𝐅𝐚𝐧𝐚𝐧𝐠𝐚𝐧𝐚𝐧-𝐓𝐬𝐚𝐢𝐧𝐚 – 𝐌𝐞𝐲 𝟐𝟎𝟐𝟔

Niarahaba sy nankasitraka ny ezaka ataon’ny mpiasa rehetra eto amin’ny Minisiteran’ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa ny Minisitra…..

Détail