Ny Fitondram-panjakana dia tsy manao ambanin-javatra ny fijerena ireo Oniversite satria izy ireo no mamokatra tanora malagasy, antoky ny rahampitso…..
En savoir plus
Notanterahina teto Fiadanana ny 4 febroary 2026, ny famindram-pitantanana teo amin’ny Filohan’ny Oniversiten’Alaotra Mangoro mpisolo toerana vaovao, Dr RAKOTOARISON Miary,…..
En savoir plus
Tonga namita iraka tao amin'ny Faritra Betsiboka ny 3 febroary 2026 ireo solontena avy ao amin'ny Governemanta, ka anisan’izany ny Minisitry ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy…..
En savoir plus
Nandritra ny Fananganan-tsaina ny 2 Febroary 2026, notarihin’ny Minisitra, Pr RAVONIMANANTSOA Ndaohialy Manda-Vy, dia teboka efatra lehibe no nivoitra :Fanovana ny rafitra eto amin’ny Minisiteran’ny Fampianarana…..
En savoir plus
𝑀𝑖𝑎𝑟𝑎-𝑚𝑖𝑒𝑛𝑡𝑎𝑛𝑎 ℎ𝑎𝑡𝑟𝑎𝑛𝑦 𝑛𝑦 𝐹𝑖𝑡𝑜𝑛𝑑𝑟𝑎𝑚-𝑝𝑎𝑛𝑗𝑎𝑘𝑎𝑛𝑎 𝑠𝑦 𝑛𝑦 𝐺𝑜𝑣𝑒𝑟𝑛𝑒𝑚𝑎𝑛𝑡𝑎 𝑎𝑚𝑖𝑛'𝑛𝑦 𝑓𝑎𝑛𝑎𝑡𝑠𝑎𝑟𝑎𝑛𝑎 𝑛𝑦 𝑓𝑖𝑡𝑎𝑛𝑡𝑎𝑛𝑎𝑛𝑎 𝑠𝑦 𝑛𝑦 𝑘𝑎𝑙𝑖𝑡𝑎𝑜𝑛'𝑛𝑦 𝑓𝑎𝑚𝑝𝑖𝑎𝑛𝑎𝑟𝑎𝑛𝑎 𝑎𝑚𝑏𝑜𝑛𝑦 𝑒𝑡𝑜 𝑀𝑎𝑑𝑎𝑔𝑎𝑠𝑖𝑘𝑎𝑟𝑎. Notokanan'ny…..
En savoir plus
𝑀𝑖ℎ𝑎𝑖𝑛𝑜 𝑠𝑦 𝑚𝑎𝑚𝑎𝑙𝑦 𝑛𝑦 ℎ𝑒𝑡𝑎ℎ𝑒𝑡𝑎𝑛’𝑛𝑦 𝑚𝑝𝑖𝑎𝑛𝑎𝑡𝑟𝑎 𝑛𝑦 𝐹𝑖𝑡𝑜𝑛𝑑𝑟𝑎𝑚-𝑝𝑎𝑛𝑗𝑎𝑘𝑎𝑛𝑎.Nanolotra « forage » teny amin’ny trano fonenan’ny mpianatry ny Oniversiten’i Vakinankaratra ao…..
En savoir plus
Manohy ny ezaka fiaraha-mientana amin'ny famahana ny olan'ny jiro sy ny rano izay filàna fototra notakian'ireo mpianatra ny Fitondram-panjakana. Ao anatin’izany…..
En savoir plus
𝑀𝑖𝑎𝑟𝑎-𝑚𝑖𝑒𝑛𝑡𝑎𝑛𝑎 𝑎𝑚𝑖𝑛'𝑛𝑦 𝐹𝑖𝑡𝑜𝑛𝑑𝑟𝑎𝑚-𝑝𝑎𝑛𝑗𝑎𝑘𝑎𝑛𝑎 𝑛𝑦 𝑀𝑖𝑛𝑖𝑠𝑖𝑡𝑒𝑟𝑎𝑛'𝑛𝑦 𝐹𝑎𝑚𝑝𝑖𝑎𝑛𝑎𝑟𝑎𝑛𝑎 𝐴𝑚𝑏𝑜𝑛𝑦 𝑠𝑦 𝑛𝑦 𝐹𝑖𝑘𝑎𝑟𝑜ℎ𝑎𝑛𝑎 𝐴𝑟𝑎-𝑇𝑠𝑖𝑎𝑛𝑠𝑎 𝑎𝑚𝑖𝑛'𝑛𝑦 𝑓𝑖ℎ𝑎𝑖𝑛𝑜𝑎𝑛𝑎, 𝑛𝑦 𝑓𝑎𝑛𝑎𝑘𝑎𝑖𝑘𝑒𝑧𝑎𝑛𝑎 𝑛𝑦 𝑂𝑛𝑖𝑣𝑒𝑟𝑠𝑖𝑡𝑒 ℎ𝑜 𝑓𝑎𝑚𝑝𝑎𝑛𝑑𝑟𝑜𝑠𝑜𝑎𝑛𝑎…..
En savoir plus
Tontosa am-pirahalahiana teto Fiadanana ny 27 Janoary 2026, ny famindram-pitantanana teo amin’ny 𝐓𝐚𝐥𝐞 𝐯𝐚𝐨𝐯𝐚𝐨𝐧'𝐧𝐲 𝐈𝐯𝐨𝐭𝐨𝐞𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐍𝐚𝐬𝐢𝐨𝐧𝐚𝐥𝐲 𝐦𝐨𝐦𝐛𝐚 𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐦𝐩𝐢𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐀𝐦𝐩𝐢𝐭𝐚𝐢𝐧-𝐝𝐚𝐯𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐞𝐭𝐨 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚𝐫𝐚 (𝐂𝐍𝐓𝐄𝐌𝐀𝐃),…..
En savoir plus