Ho fanohanana ny fikarakarana ny fanadinana Bakalorea 2026, dia nanolotra solosaina miisa 400 ho an'ny Minisiteran'ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa…..
En savoir plus
« 𝑀𝑖𝑙𝑎 𝑚𝑖𝑓𝑎𝑛𝑡𝑜𝑘𝑎 𝑡𝑎𝑛𝑡𝑒𝑟𝑎𝑘𝑎 𝑎𝑚𝑖𝑛’𝑛𝑦 𝑓𝑎𝑛𝑜𝑚𝑎𝑛𝑎𝑛𝑎 𝑛𝑦 𝑓𝑎𝑛𝑎𝑑𝑖𝑛𝑎𝑛𝑎 𝐵𝑎𝑘𝑎𝑙𝑜𝑟𝑒𝑎 𝑖𝑠𝑖𝑘𝑎 »Io no hafatra nasongadin'ny Minisitry ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa nandritra ny fananganan-tsaina notanterahina…..
En savoir plus
Taorian'ny fitarainana nataon'ireo mpianatra ao amin'ny Sekoly Ambony Politeknika Antananarivo (ESPA) ao Vontovorona dia nidina ifotony nihaona sy nifampiresaka…..
En savoir plus
Taorian’ny fametrahana fanontaniana nataon’ireo Solombavambahoaka tamin’ireo mpikambana ao amin’ny…..
En savoir plus
Notanterahina teto Fiadanana, ny 30 Jona 2026, ny « Conférence des Présidents des Universités élargie », notarihin'ny Minisitry ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa, Pr RAVONIMANANTSOA…..
En savoir plus
Tanterahina ny 30 jona sy 1 jolay 2026, eny amin'ny Lapan'Andafiavaratra, Andohalo, ny "Rencontre Géopolitique des Pays de l'Océan Indien", fihaonambe…..
En savoir plus
Noraisin’ny Minisitry ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa, Pr RAVONIMANANTSOA Ndaohialy Manda-Vy, ny Lehiben’ny…..
En savoir plus
Matso lehibe no nanamarihana ny fankalazana ny faha-66 taona niverenan’ny Fahaleovantena sy nijoroan’ny Foloalindahy Malagasy, teo ambany…..
En savoir plus
Natao ny 24 jona 2026 teny amin’ny Lapan’ny Manjakamiadana ny fanaovan-tsonia teo amin'ny 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘦𝘳𝘢𝘯’𝘯𝘺 𝘍𝘢𝘮𝘱𝘪𝘢𝘯𝘢𝘳𝘢𝘯𝘢…..
En savoir plus