Ho fanamorana ny fivezivezen’ireo mpiadina Bakalorea sy ho fanohanana ny fitandroana ny filaminam-bahoaka manoloana ireo tranga mampanahy niseho tato ho…..
En savoir plus
Ho fiantohana ny fizotran'ny fanadinana Bakalorea 2026 ao anatin'ny fitoniana,…..
En savoir plus
𝑀𝑖𝑓𝑎𝑛𝑜𝑚𝑒 𝑡𝑎𝑛𝑎𝑛𝑎 𝑎𝑚𝑖𝑛'𝑛𝑦 𝑀𝑖𝑛𝑖𝑠𝑖𝑡𝑒𝑟𝑎𝑛'𝑛𝑦 𝐹𝑎𝑚𝑝𝑖𝑎𝑛𝑎𝑟𝑎𝑛𝑎 𝐴𝑚𝑏𝑎𝑟𝑎𝑡𝑜𝑛𝑔𝑎 𝐴𝑚𝑏𝑜𝑛𝑦 𝑠𝑦 𝑛𝑦 𝐹𝑖𝑘𝑎𝑟𝑜ℎ𝑎𝑛𝑎 𝐴𝑟𝑎-𝑡𝑠𝑖𝑎𝑛𝑠𝑎 (𝑀𝐸𝑆𝑈𝑃𝑅𝐸𝑆) 𝑛𝑦 𝑀𝑖𝑛𝑖𝑠𝑖𝑡𝑒𝑟𝑎𝑛'𝑛𝑦 𝐴𝑡𝑖𝑡𝑎𝑛𝑦 𝑠𝑦 𝑛𝑦 𝐹𝑖𝑡𝑠𝑖𝑛𝑗𝑎𝑟𝑎𝑚-𝑝𝑎ℎ𝑒𝑓𝑎𝑛𝑎 (𝑀𝐼𝐷) 𝑎𝑚𝑖𝑛'𝑛𝑦 𝑓𝑎𝑛𝑑𝑟𝑖𝑛𝑑𝑟𝑎𝑛𝑎…..
En savoir plus
Manome lanja ny fikarohana ara-tsiansa ho vahaolana mivaingana amin'ny fampandrosoana ny firenena ny Fitondram-panjakana, amin'ny alalan'ny MESUPRES. Izany no antony…..
En savoir plus
Laharam-pahamehana ny fiantohana ny fiatrehan'ny mpiadina ny fanadinana Bakalorea am-pilaminana sy am-pitoniana. Hamafisina ireo fepetra ahafahana miroso…..
En savoir plus
Notanterahina tao amin'ny CCI Ivato, ny 10 Jolay 2026, ny lanonana famoahana ny andiany ARITEFY, andiany faha-41 an'ny INSCAE. Nandritra ny lanonana ihany koa no nanolorana…..
En savoir plus
Tontosa ny 9 Jolay 2026 teto Fiadanana ny fivoriana ara-teknika voalohany niarahan’ny MESUPRES, ny « Agence Universitaire de la Francophonie (AUF), »…..
En savoir plus
Ho fanamarihana ny fankalazana ny faha-15 taonan'ny IT University, dia notanterahina…..
En savoir plus
Noraisin’ny Minisitry ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa, Pr RAVONIMANANTSOA Ndaohialy Manda-Vy, teto Fiadanana…..
En savoir plus