𝐼𝑠𝑎𝑛’𝑖𝑟𝑒𝑜 𝑓𝑖𝑟𝑒𝑛𝑒𝑛𝑎 𝑡𝑒𝑛𝑎 𝑖ℎ𝑎𝑟𝑎𝑛’𝑛𝑦 𝑙𝑜𝑧𝑎 𝑣𝑜𝑘𝑎𝑡𝑟𝑦 𝑛𝑦 𝑓𝑖𝑜𝑣𝑎𝑛’𝑛𝑦 𝑡𝑜𝑒𝑡𝑟’𝑎𝑛𝑑𝑟𝑜…..
En savoir plus
Mitohy ny fametrahana ny “guichet unique” eto anivon’ny Ministeran’ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa (MESUPRES). Natao teny amin’ny CIDST Tsimbazaza izany,…..
En savoir plus
Laharam-pahamehana ho an’ny Minisitry ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa, Pr RAVONIMANANTSOA Ndaohialy Manda-Vy ny fitandroana ny firaisankina. Anisan’ny antoky ny…..
En savoir plus
Ny Minisiteran’ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa, amin’ny alalan’ny CNTEMAD, dia niroso amin’ny Oniversite an-jotra ho an’ny daholobe.Ao anatin’izany…..
En savoir plus
Mandray anjara feno amin’ny atrikasa fananganana ny “Académie Virtuelle du CAMES” (AVI-CAMES) tanterahina ao Conakry ao Ginea, ny 20…..
En savoir plus
Noraisin’ny Minisitry ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa, Pr RAVONIMANANTSOA Ndaohialy Manda-Vy, teto Fiadanana ny solotenan’ny Sendika…..
En savoir plus
Nitohy tamin'ny fanatrehena famelabelaran-kevitra siantifika ny dian'ny Minisitry ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa, Pr RAVONIMANANTSOA Ndaohialy Manda-Vy, ny…..
En savoir plus
Natolotra tamin’ny fomba ofisialy ny WIFI maimaim-poana ho an’ny mpianatra ao amin'ny Oniversiten'i Toliara avy amin’ny Minisiteran'ny Haitao Ara-kajy Mirindra, ny Paositra…..
En savoir plus
𝐅𝐚𝐧𝐨𝐥𝐨𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐫𝐢𝐛𝐨𝐧𝐢𝐧𝐚𝐡𝐢-𝐩𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐦𝐩𝐢𝐤𝐚𝐫𝐨𝐤𝐚 𝐭𝐚𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐎𝐧𝐢𝐯𝐞𝐫𝐬𝐢𝐭𝐞, 𝐌𝐚𝐧𝐢𝐧𝐝𝐚𝐲Nanamarika ny andro faharoan’ny Tsapiky Festivaly tao Toliara, ny 18 aprily 2026, ny fanoloran'ny Fitondram-panjakana mariboninahi-pirenena ho…..
En savoir plus