Actualités

Retrouvez ici toutes les actualités du MESUPRES : événements, activités, réalisations, projets, réunion, ...

course thumb
  • 02 Décembre 2025

Fiaraha-miasa eo amin’ny MESUPRES sy ny AFD ho fanatsarana ny fampianarana ambony

Noraisin'ny Minisitry ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa Pr RAVONIMANANTSOA Ndaohialy Manda-Vy teto Fiadanana ny delegasiona avy amin’ny Agence…..

En savoir plus
course thumb
  • 01 Décembre 2025

Fiaraha-miasa sinoa-malagasy : notokanana ny fanavaozana ny "centre médico social & Mères-enfants" eny amin'ny Oniversite Ankatso

Ny Fiadidiana ny Fanavaozana ny Repoblikan'i Madagasikara amin'ny alalan'ny Ministeran’ny Fampianarana Ambaratonga Ambony…..

En savoir plus
course thumb
  • 01 Décembre 2025

Fananganan-Tsaina volana desambra

Hetsika maromaro no miandry ny Ministeran'ny Fampianarana Ambony sy Fikarohana Ara-tsiansa amin'ity volana Desambra ity hoy ny Sekretera Jeneraly, Pr SALAVA Julien, raha nitarika ny Fananganan-Tsaina ny 01 desambra 2025.Misongadina…..

En savoir plus
course thumb
  • 29 Novembre 2025

Fanampian’ny Fitondram-panjakana ny Mpianatra amin’ny alalan’ny MESUPRES

Ivon’ny politika sy ny asa fanavaozan’ny Fitondram-panjakana sy ny Ministeran’ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa ny fanohanana ny mpianatra.Nanolotra…..

En savoir plus
course thumb
  • 28 Novembre 2025

Fizarana vatsim-pianarana volana faha-fito sy faha-valo manerana ny Oniversite

Nizotra am-pilaminana araka ny tetiandro navoakan’ny Ministeran’ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa ny fizarana vatsim-pianarana ho an’ny volana…..

En savoir plus
course thumb
  • 27 Novembre 2025

Fampiroboroboana ny fikarohana : Fanolorana tamin’ny fomba ofisialy ny masomboly MINA sy MANANA – Tetikasa APEMBA

Tontosa ny 27 Novambra 2025 tao amin’ny Radisson Blu Ambodivona, ny fanolorana amin’ny fomba ofisialy ny masomboly vaovao MINA sy MANANA,…..

En savoir plus
course thumb
  • 27 Novembre 2025

MESUPRES – Fondation VISEO : Fifanarahana fanombohana ny fanatsarana fotodrafitrasa eny amin’ny Oniversiten’Antananarivo sy Toamasina

Manoloana ny fahasimbana mitombo vokatry ny faharatsian’ny fotodrafitrasa eny amin’ny Oniversite, vaindohan-draharahan’ny…..

En savoir plus