Actualités

Retrouvez ici toutes les actualités du MESUPRES : événements, activités, réalisations, projets, réunion, ...

course thumb
  • 15 Septembre 2026

Fikarohana manakaiky ny vahoaka : atrikasa ho amin’ny fampandrosoana ny PBZT ao anatin’ny fankalazana ny faha-100 taonany

Manamafy sy mampivoatra ny politikany amin’ny fampiroboroboana ny fikarohana manakaiky ny vahoaka ny Minisiteran’ny Fampianarana…..

En savoir plus
course thumb
  • 12 Septembre 2026

Fanatsarana ny fandaharam-pibeazana : fihaonana teo amin’ny MESUPRES, ny MEN ary ireo tompon’andraikitra avy amin’ny sekoly miankina sy tsy miankina

Nisy ny fihaonana teo amin’ny Minisiteran’ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana ara-Tsiansa,…..

En savoir plus
course thumb
  • 12 Septembre 2026

Fampianarana, Fitsaboana, Fikarohana : 35 ireo nahazo ny mari-pahaizana « Professeur Agrégé en Médecine »

Miisa 35 ireo mpitsabo nahafeno ny fepetra rehetra takiana ka nahazo ny mari-pahaizana « Agrégation », ary lasa Profesora Agrégé.Nifarana tamin’ny…..

En savoir plus
course thumb
  • 10 Septembre 2026

Fampianarana ambaratonga ambony, fitsaboana ary fikarohana : Concours National d'Agregation en Medecine Humaine et Odonto-Stomatologie

Nosokafana tamin'ny fomba ofisialy ny 9 septambra 2026, tao amin'ny INSPC Befelatanana, ny « Concours National d'Agrégation…..

En savoir plus
course thumb
  • 07 Septembre 2026

Fanatsarana ny fomba fiasa eto amin’ny MESUPRES : fiofanana momba ny taratasy fifandraisana ara-panjakana

Ao anatin’ny ezaka fanatsarana ny fomba fiasa sy ny fahaiza-manaon’ireo mpiasa eto amin’ny Minisiteran’ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny…..

En savoir plus
course thumb
  • 07 Septembre 2026

FANANGANAN-TSAINA – SEPTAMBRA 2026

Nitarika ny Fananganan-tsaina teto Fiadanana, ny 7 septambra 2026, ny Sekretera Jeneralin’ny Minisiteran’ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa (MESUPRES), Pr ANDRIAMANIRAKA Jaona Harilala.Nisaorana…..

En savoir plus
course thumb
  • 01 Septembre 2026

Voka-pikarohana : natolotra tamin’ny fomba ofisialy ny karazam-bary Besalohy

𝑀𝑎𝑚𝑒𝑡𝑟𝑎𝑘𝑎 ℎ𝑜 𝑧𝑎𝑣𝑎-𝑑𝑒ℎ𝑖𝑏𝑒 𝑛𝑦 𝐹𝑖𝑘𝑎𝑟𝑜ℎ𝑎𝑛𝑎 𝑠𝑦 𝑚𝑎𝑛𝑎𝑚𝑝𝑦 𝑎𝑚𝑖𝑛'𝑛𝑦 𝑓𝑎𝑛𝑎𝑝𝑎𝑟𝑖𝑎ℎ𝑎𝑛𝑎 𝑖𝑟𝑒𝑜 𝑣𝑜𝑘𝑎-𝑝𝑖𝑘𝑎𝑟𝑜ℎ𝑎𝑛𝑎 𝑛𝑦 𝐹𝑖𝑡𝑜𝑛𝑑𝑟𝑎𝑚-𝑝𝑎𝑛𝑗𝑎𝑘𝑎𝑛𝑎 𝑡𝑎𝑟𝑖ℎ𝑖𝑛’𝑛𝑦 𝐹𝑖𝑙𝑜ℎ𝑎𝑛’𝑛𝑦 𝐹𝑎𝑛𝑎𝑣𝑎𝑜𝑧𝑎𝑛𝑎 𝑛𝑦 𝑅𝑒𝑝𝑜𝑏𝑙𝑖𝑘𝑎𝑛’𝑖 𝑀𝑎𝑑𝑎𝑔𝑎𝑠𝑖𝑘𝑎𝑟𝑎.…..

En savoir plus
course thumb
  • 31 Août 2026

Fampiroboroboana ny fandraharahana sy ny fahafahan’ny tanora mahazo asa

Tanora manodidina ny 300 avy amin’ny fampianarana ambaratonga ambony no mahazo fiofanana momba ny kolontsaina fandraharahana, izay karakarain’ny Minisiteran’ ny Indostria sy ny…..

En savoir plus