Archives des actualités du MESUPRES

course thumb

Hetsika ho an'ny fampianarana ambaratonga ambony : CNTEMAD DISCOVERY DAYS

Ny Minisiteran’ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa, amin’ny alalan’ny CNTEMAD, dia niroso amin’ny Oniversite an-jotra ho an’ny daholobe.Ao anatin’izany…..

Détail
course thumb

Firosoana mankany amin'ny Oniversite nomerika : Atrikasa fananganana ny “Academie Virtuelle du CAMES” (AVI-CAMES)

Mandray anjara feno amin’ny atrikasa fananganana ny “Académie Virtuelle du CAMES” (AVI-CAMES) tanterahina ao Conakry ao Ginea, ny 20…..

Détail
course thumb

Fihaonan’ny Minisitra tamin’ny SYNDPERS : manokatra varavarana amin’ny fifampiresahana

Noraisin’ny Minisitry ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa, Pr RAVONIMANANTSOA Ndaohialy Manda-Vy, teto Fiadanana ny solotenan’ny Sendika…..

Détail
course thumb

Nasongadina ny voka-pikarohana momba ny Kolontsaina tao Toliara

Nitohy tamin'ny fanatrehena famelabelaran-kevitra siantifika ny dian'ny Minisitry ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa, Pr RAVONIMANANTSOA Ndaohialy Manda-Vy, ny…..

Détail
course thumb

Fanolorana WIFI maimaim-poana ho an'ny mpianatra ao amin'ny Oniversiten'i Toliara

Natolotra tamin’ny fomba ofisialy ny WIFI maimaim-poana ho an’ny mpianatra ao amin'ny Oniversiten'i Toliara avy amin’ny Minisiteran'ny Haitao Ara-kajy Mirindra, ny Paositra…..

Détail
course thumb

Tsapiky Festivaly - Toliara

𝐅𝐚𝐧𝐨𝐥𝐨𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐫𝐢𝐛𝐨𝐧𝐢𝐧𝐚𝐡𝐢-𝐩𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐦𝐩𝐢𝐤𝐚𝐫𝐨𝐤𝐚 𝐭𝐚𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐎𝐧𝐢𝐯𝐞𝐫𝐬𝐢𝐭𝐞, 𝐌𝐚𝐧𝐢𝐧𝐝𝐚𝐲Nanamarika ny andro faharoan’ny Tsapiky Festivaly tao Toliara, ny 18 aprily 2026, ny fanoloran'ny Fitondram-panjakana mariboninahi-pirenena ho…..

Détail
course thumb

Oniversiten’i Toliara : Fitokanana fotodrafitrasa vaovao tao amin’ny ENS ao Maninday

𝑁𝑦 𝑀𝑖𝑛𝑖𝑠𝑡𝑒𝑟𝑎𝑛’𝑛𝑦 𝐹𝑎𝑚𝑝𝑖𝑎𝑛𝑎𝑟𝑎𝑛𝑎 𝐴𝑚𝑏𝑎𝑟𝑎𝑡𝑜𝑛𝑔𝑎 𝐴𝑚𝑏𝑜𝑛𝑦 𝑠𝑦 𝑛𝑦 𝐹𝑖𝑘𝑎𝑟𝑜ℎ𝑎𝑛𝑎 𝐴𝑟𝑎-𝑡𝑠𝑖𝑎𝑛𝑠𝑎, 𝑚𝑖𝑎𝑟𝑎𝑘𝑎 𝑎𝑚𝑖𝑛’𝑖𝑟𝑒𝑜 𝐼𝑣𝑜𝑛-𝑡𝑜𝑒𝑟𝑎𝑚-𝑝𝑎𝑚𝑝𝑖𝑎𝑛𝑎𝑟𝑎𝑛𝑎, 𝑑𝑖𝑎 𝑚𝑎𝑚𝑒𝑡𝑟𝑎𝑘𝑎 ℎ𝑜 𝑙𝑎ℎ𝑎𝑟𝑎𝑚-𝑝𝑎ℎ𝑎𝑚𝑒ℎ𝑎𝑛𝑎 𝑛𝑦…..

Détail
course thumb

Fiaraha-mientan’ny Ministera telo : manamafy ny fampandrosoana ny fanabeazana

Niara-nisalahy tao Toliara ny 17 aprily 2026 ireo Minisitra telo misahana ny fanabeazana eto Madagasikara :- Pr RAVONIMANANTSOA Ndaohialy Manda-Vy, Minisitry ny Fampianarana…..

Détail
course thumb

Fihaonan'ny Minisitra tamin'ireo tompon'andraikitra, mpampianatra mpikaroka sy mpikaroka mpampianatra ary mpianatra ao amin'ny Oniversiten'i Maninday, Toliara

Nataon'ny Minisitry ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa, Pr RAVONIMANANTSOA…..

Détail