Archives des actualités du MESUPRES

course thumb

Fitsidihan’ny Minisitra ny Oniversiten’i Toliara

Nijery ifotony ny fizotry ny asa fametrahana "panneaux solaires" avy amin’ny Fitondram-panjakana tarihin’ny Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara, Andriamatoa RANDRIANIRINA Michaël, tao…..

Détail
course thumb

Fifamindram-pitantanana teo amin’ny Talen’ny CROU-A

Tontosa teto amin'ny Ministeran'ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa Fiadanana ny 11 Desambra 2025 ny fifamindram-pitantanana teo amin’ny Talen’ny Centre Régional des Œuvres Universitaires…..

Détail
course thumb

Fikaonan-doham-pirenena teny amin'ny CCI Ivato.

Nosokafana tamin'ny fotoam-pivavahana lehibe iraisam-pinoana ny fikaonan-doham-pirenena notarihin'ny FFKM (Fiombonan'ny Fiangonana Kristiana Malagasy) ny 10 Desambra 2025 teny amin'ny CCI Ivato.Nanokatra…..

Détail
course thumb

Andro iraisam-pirenena ho an’ny ady amin’ny kolikoly eto Madagasikara : vita sonia ny fifanaraham-piaraha-miasa eo amin’ny MESUPRES sy ny BIANCO

Laharam-pahamehana ao anatin’ny Politikan’ny Fitondram-panjakana ny ady amin’ny kolikoly sy ny fampanjakana…..

Détail
course thumb

Fiaraha-miasa Malagasy-Britanika eo amin’ny sehatry ny fampianarana ambony (MG-UK Partnership)

Notanterahina teto amin'ny Ministeran'ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa, ny 8 desambra 2025, ny fivoriana nampitain-davitra teo amin’ny…..

Détail
course thumb

Ambohitsaina mirehitra jiro : Fanavaozana ho an’ny Oniversite sy ny Fikarohana Ara-tsiansa

𝑀𝑖𝑎𝑧𝑎𝑘𝑎𝑧𝑎𝑘𝑎 𝑛𝑦 𝑎𝑠𝑎 𝑓𝑎𝑛𝑎𝑣𝑎𝑜𝑧𝑎𝑛𝑎 𝑒𝑛𝑦 𝑎𝑚𝑖𝑛’𝑛𝑦 𝑂𝑛𝑖𝑣𝑒𝑟𝑠𝑖𝑡𝑒 𝑒𝑡𝑜 𝑀𝑎𝑑𝑎𝑔𝑎𝑠𝑖𝑘𝑎𝑟𝑎.Ny 6 desambra 2025, nitsidika teny Ambohitsaina, Oniversiten’Antananarivo ny Filohan’ny…..

Détail
course thumb

Fitokanana ny Oniversiten’i Vakinankaratra ao Vatofotsy Antsirabe

𝑀𝑎ℎ𝑎𝑙𝑒𝑜𝑡𝑒𝑛𝑎 𝑡𝑎𝑛𝑡𝑒𝑟𝑎𝑘𝑎 𝑎𝑛𝑘𝑒ℎ𝑖𝑡𝑟𝑖𝑛𝑦 𝑛𝑦 𝑂𝑛𝑖𝑣𝑒𝑟𝑠𝑖𝑡𝑒𝑛’𝑖 𝑉𝑎𝑘𝑖𝑛𝑎𝑛𝑘𝑎𝑟𝑎𝑡𝑟𝑎.Notanterahina ny 5 Desambra 2025 ny lanonam-pitokanana ofisialy, teo ambany fiahian’ny Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblikan’i…..

Détail
course thumb

Fampiroboroboana ny fikarohana : natolotra tamin'ny fomba ofisialy teto Madagasikara ny faritra biosfera Tsimembo sy Mantadia

Taorian’ny Kongresy faha-5 tany Chine, nahazoan’i Madagasikara faritra biosfera vaovao roa (Tsimembo sy Mantadia), dia natolotry…..

Détail
course thumb

Atrikasa ho fanatsarana ny kalitaon’ny fampianarana sy ny tolotr’asa amin’ny sehatry ny nomerika

Ny sehatra nomerika eto Madagasikara dia ahitana asa manodidina ny 30 000, saingy 4000 monja ny mpianatra mivoaka isan-taona amin’ity lalam-piofanana…..

Détail