Archives des actualités du MESUPRES

course thumb

Fampianarana ambaratonga ambony sy fitsaboana : Noraisin’ny Minisitra ireo Profesora Agreges – andiany 2026

Noraisin’ny Minisitry ny Fampianarana ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa, Pr RAVONIMANANTSOA Ndaohialy Manda-Vy, teto Fiadanana,…..

Détail
course thumb

SCIENCE HACKDAY 2026 andiany faha 11 : ireo tetikasa telo voalohany nisongadina nandritra ny fifaninanana

Nifarana ny 27 septambra 2026 ny fifaninanana. Nandritra izany dia namolavola tetikasa sy vahaolana vaovao azo ampiharina hamaliana ireo filàn’ny…..

Détail
course thumb

Fanokafana amin'ny fomba ofisialy ny fanadihadiana ankapobeny momba ny fampianarana ambaratonga ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa

Fanokafana amin'ny fomba ofisialy ny fanadihadiana ankapobeny momba ny fampianarana ambaratonga ambony sy ny fikarohana…..

Détail
course thumb

Fiaraha-miasa eo amin’ny MESUPRES sy ny MTA hanatsarana ny fiofanana sy ny asa eo amin’ny sehatry ny fizahantany

Zava-dehibe ny fiaraha-mientan’ny sehatra rehetra, na ny Fanjakana, na ny sehatra tsy miankina, na ireo matihanina sy mpiara-miombon’antoka,…..

Détail
course thumb

Lanonana famaranana ny fikaonandohan’ny Tafika

Nifarana tamin'ny fomba ôfisialy ny 26 septambra 2026 teny Ivato ny fikaonandohan’ny Tafika.Nanatrika ny lanonana ny Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara Kôlônely RANDRIANIRINA Michaël niaraka…..

Détail
course thumb

Tsiahy ny tolona 25 septambra 2025

25 𝑆𝑒𝑝𝑡𝑎𝑚𝑏𝑟𝑎 2025 – 25 𝑆𝑒𝑝𝑡𝑎𝑚𝑏𝑟𝑎 2026.Fanokanana tsangambato sy fametrahana fehezam-boninkazo ho mari-pahatsiarovana no nentina nankalazana ny tsiahy ny tolona 2025, izay feno herintaona ny 25 Septambra 2026...

Détail
course thumb

SCIENCE HACKDAY ANDIANY FAHA-11 : sehatra iray hanandratana ny siansa, ny fikarohana ary ny famoronana zava-baovao

Manomboka ny 25 septambra ka hatramin’ny 27 Septambra 2026, mpandray anjara 40 izay mizara ho vondrona 11 no hifaninana amin’ny Science…..

Détail
course thumb

Vatsim-pianarana ho any Rosia : nitsodrano ireo mpianatra ny Minisitra

Ho fampiroboroboana ny kalitaon’ny fampianarana ambaratonga ambony, isan’ny ezaka ataon’ny Fitondram-panjakana amin’ny alalan’ny Minisiteran’ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny…..

Détail
course thumb

Lany teny amin’ny Antenimieram-pirenena ny volavolan-dalàna mikasika ny fampiasana azo antoka sy voaro ny teknolojia nokleary eto madagasikara

Lany tao amin’ny Antenimieram-pirenena tamin'ny endriny nasiam-panitsiana sy nasiam-panovàna, nandritra ny…..

Détail