Nitarika ny fananganan-tsaina teto Fiadanana, ny 05 Oktobra 2026, ny Minisitry ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa, Pr RAVONIMANANTSOA Ndaohialy Manda-Vy.Nirary soa sy fahazotoana ho an’ireo…..
Détail
Anisan’ny laharam-pahamehan’ny Fitondram-panjakana, tanterahin’ny Minisiteran’ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa…..
Détail
2 Oktobra 2026 | Hôtel PanoramaAnisan’ireo fanamby lehibe eo amin’ny fampianarana ambaratonga ambony eto Madagasikara ny fampananana asa ireo nahazo diplaoma sy…..
Détail
Notanterahina ny 2 oktobra 2026 tao amin’ny Akademia Miaramila Antsirabe ny lanonana famoahana amin’ny fomba ôfisialy ireo…..
Détail
Hanamafisana ny fampitaovana informatika sy hanohanana ny fanatanterahana ny asa eo anivon’ny Oniversite, solosaina miisa 40 no natolotra tamin’ny fomba ôfisialy ny Oniversiten’i Vakinankaratra…..
Détail
Nihaona tamin’ireo solontenan’ny « Plateforme des Directions Nationales de l’Enseignement Privé » (PDNE) ny Tale Jeneralin’ny Fampianarana Ambaratonga…..
Détail
Notanterahina tao amin’ny Bibliothèque Universitaire ao amin’ny Oniversiten’ Antananarivo, ny 7 oktobra 2026,…..
Détail
Ny 30 septambra 2026, notanterahina tao amin'ny Oniversiten'i Vakinankaratra ao Antsirabe ny famoahana ny andiany voalohany tao amin’ny Sekoly Ambony Politeknika…..
Détail
Notanterahina ny 30 septambra 2026, teny amin’ny Oniversiten'Antananarivo ao Ankatso sy teny amin'ny Sekoly Ambony Politeknika Antananarivo ao Vontovorona,…..
Détail