Archives des actualités du MESUPRES

course thumb

Oniversiten’i Fianarantsoa: Nidina ifotony any an-toerana Ramatoa Minisitra

Manoloana ny voina nahazo ireo mpianatra mipetraka ao amin’ny Cité Prefa N Andrainjato, ny alin’ny 04 janoary lasa teo, dia tsy niandry ela ny Ministry ny Fampianarana Ambony…..

Détail
course thumb

Fankalazana anaty firaisankina : Fanomezana avy amin-dRamatoa Minisitra

Nanolotra fanomezana « panier garni » ho an’ny mpiasa rehetra eo anivon’ny Ministeran’ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa, ny Minisitra Pr CHAMINAH Loulla ny 24 desambra…..

Détail
course thumb

« Journées scientifiques et de recherche des ISTs »

Du 17 au 20 décembre 2024, l’Institut Supérieur de Technologie (IST) d’Ambositra a accueilli la 9ème édition des « Journées Scientifiques et de Recherche des ISTs », un évènement annuel organisé par…..

Détail
course thumb

Fihaonan'ny Fikambanamben'ny Profesora eto Madagasikara natao tao Toamasina

Notanterahina tao amin'ny "Port Academy Center" Toamasina ny 18 sy 19 desambra 2024 ny fihaonan'ireo mpikambana ao amin’ny Fikambanamben'ny Profesora eto Madagasikara, izay ivondronan’ireo…..

Détail
course thumb

Fanatsarana ny Lalàna mifehy ny fifidianana eo anivon'ireo Oniversite

Araka ny tapaka nandritra ny Fihaonamben'ireo Filohan'ny Oniversite na « CPU », ny 06 desambra 2024 dia hatsaraina ny lalàna mifehy ny fifidianana ireo tompon'andraikitra hitantana…..

Détail
course thumb

MESUPRES-MEDD : La recherche scientifique au service du développement durable

Le lancement du projet « Strengthening the Implementation of National Biosafety Frameworks in Southern Africa » (SINBF) sur la biosécurité s’est tenu le 19 décembre 2024 au…..

Détail
course thumb

Revue de suivi de performance sectorielle de l’éducation session 2024

Un atelier crucial pour l'éducation à Madagascar se tient les 19 et 20 décembre 2024 à Ivato, dans le cadre de l'Assemblée Générale de la Plateforme Nationale pour le Pilotage du…..

Détail
course thumb

Fanokafana amin’ny fomba ofisialy ny taom-pambolen-kazo: Nandray anjara ny Minisitry ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-Tsiansa

Nipetraka ho maodely ny Filoham-pirenena nitarika ny fambolen-kazo ny 16 desambra 2024. Manentana antsika hamboly…..

Détail
course thumb

Fanolorana boky sy fitokanana fotodrafitrasa tao amin'ny Oniversiten'i Toamasina

Tafiditra hatrany ao amin'ny fanatsarana ny kalitaon'ny fampianarana eny amin'ny anjerimanontolo dia fotodrafitrasa maromaro no notokanan'ny Minisitry ny Fampianarana Ambony…..

Détail