Archives des actualités du MESUPRES

course thumb

Fananganan-tsaina nanombohana ny taona vaovao 2026 teto amin’ny MESUPRES

Ho mariky ny fiandohan’ny taona vaovao 2026 dia niarahaba manokana ny fianakaviamben’ny Ministeran’ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa, ny Minisitra,…..

Détail
course thumb

Fifamindram-pitantanana teo amin’ny Tale Jeneralin'ny ivon-toeram-pikarohana INSTN

Voatendry ho Tale Jeneralin'ny "Institut National des Sciences et Techniques Nucléaires" nandritra ny filan-kevitry ny Minisitra ny Pr SOLOFOARISINA Wilfrid Chrysante.Tontosa…..

Détail
course thumb

Fifamindram-pitantanana teo amin’ny Talen'ny ivon-toeram-pikarohana IMVAVET

Voatendry ho Talen'ny Institut Malgache des Vaccins Vétérinaires (IMVAVET) nandritra ny filan-kevitry ny Minisitra Ramatoa RAKOTONIRINA Hanitra Harivola Clara. Notanterahina…..

Détail
course thumb

Fitokanana ny "annexe" ny Oniversiten'i Fianarantsoa ho an'ny mpianatra ao amin’ny Faritra Vatovavy

𝑉𝑎𝑖𝑛𝑑𝑜ℎ𝑎𝑛-𝑑𝑟𝑎ℎ𝑎𝑟𝑎ℎ𝑎𝑛’𝑛𝑦 𝐹𝑖𝑡𝑜𝑛𝑑𝑟𝑎𝑚-𝑝𝑎𝑛𝑗𝑎𝑘𝑎𝑛𝑎 𝑛𝑦 𝑓𝑎𝑚𝑝𝑖𝑟𝑜𝑏𝑜𝑟𝑜𝑏𝑜𝑎𝑛𝑎 𝑛𝑦 𝑓𝑎𝑚𝑝𝑖𝑎𝑛𝑎𝑟𝑎𝑛𝑎 𝑎𝑚𝑏𝑜𝑛𝑦.Ny 19 Desambra 2025, notokanan'ny Minisitry ny Fampianarana Ambaratonga…..

Détail
course thumb

Famoahana ny andiany MAZAVA sy RENIALA tao amin'ny EGS: manamafy ny andraikitra amin’ny famolavolana manam-pahaizana ny Ministera sy ny Oniversite

Zava-dehibe amin’ny Fitondram-panjakana ny fanomezan-danja ny tanora sy ny mpianatra ary laharam-pahamehan'ny…..

Détail
course thumb

Revue sectorielle thématique annuelle : fanaovana tombana sy fanatsarana ny hoavin’ny fanabeazana eto Madagasikara

Anisan’ny fototra iorenan’ny Fanavaozana ny Repoblikan’ny Madagasikara ny fanatsarana ny fanabeazana sy ny fampianarana.Mandritra ny…..

Détail
course thumb

Fihaonan'ireo mpikambana ao amin'ny Governemanta tamin'ireo Solombavambahoaka

Namaly ny fanontanian’ireo Solombavambahoaka ireo mpikambana ao amin’ny Governemanta tarihin’ny Praiminisitra RAJAONARIVELO Herintsalama ny 18 desambra 2025.Nitondra ny valim-panontaniana…..

Détail