Archives des actualités du MESUPRES

course thumb

Fitsidihan’ny Minisitra ny Guichet Unique : Fanafainganana ny fikarakarana ny antontan-taratasin’ny mpiasa eto amin’ny MESUPRES

Ho hanafainganana ny fikarakarana ireo antontan-taratasin'ny mpiasa rehetra eto amin'ny Ministeran’ Fampianarana Ambony…..

Détail
course thumb

Fampahafantarana ny vokatra avy amin’ny fanadihadiana SIGE eto amin’ny MESUPRES

Natao teto amin’ny Ministeran’ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa Fiadanana ny 25 Novambra 2025 ny famelabelarana momba ny vokatra azo avy…..

Détail
course thumb

Fanatsarana ny kalitaon’ny fampianarana ambony

Noraisin'ny Minisitry ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa, Pr RAVONIMANANTSOA Ndaohialy Manda-Vy, teto Fiadanana ny delegasiona avy amin’ny “Projet de Formation Sud – Certificat…..

Détail
course thumb

Fiaraha-miasa eo amin’i Madagasikara sy Afrika Atsimo eo amin'ny sehatry ny fampianarana ambony sy ny fikarohana

Noraisin'ny Minisitry ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa Pr RAVONIMANANTSOA Ndaohialy Manda-Vy teto Fiadanana…..

Détail
course thumb

Fampiroboroboana ny fikarohana : fifanomezan-tanana ho fanarenana sy fanatsarana ny Valan-javaboahary Tsimbazaza

Hankalaza ny faha 100 taona nijoroany ny Valan-javaboahary Tsimbazaza (PBZT), iray amin'ireo ivon-toeram-pikarohana eo ambany fiahian’ny Ministeran’ny…..

Détail
course thumb

Fihaonan'ny Minisitra tamin'ny SPATU

Noraisin'ny Minisitry ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa Pr RAVONIMANANTSOA Ndaohialy Manda-Vy teto Fiadanana ireo mpikambana ao amin'ny "Syndicat du Personnel Administratif et Techniques…..

Détail
course thumb

Fampianarana Ambony : laharam-pahamehana napetraky ny Filoha ho fanavotana an’i Madagasikara

Ny 21 novambra 2025, notanterahina teny amin’ny Cathédrale DEGS ny lanonana famoahana sy fanomezana mari-pahaizana ho an’ny Andiany Soatilo (Licence) sy Fanilo…..

Détail
course thumb

Tatitry ny Filankevitry ny Fitarihana Ara-tsiansa (CSO)

Tontosa soa aman-tsara nandritra ny herinandro lasa teo ny Filankevitry ny Fitarihana Ara-tsiansa (CSO) nataon’ireo Tale Jeneraly sy Talen’ny Ivon-toeram-pikarohana 8 eo ambany fiahian’ny Fitaleavana…..

Détail
course thumb

Fifamindram-pitantanana teto amin’ny MESUPRES

𝑁𝑎𝑛𝑑𝑟𝑎𝑦 𝑛𝑦 𝑎𝑠𝑎𝑛𝑦 𝑛𝑦 𝑇𝑎𝑙𝑒 𝑚𝑖𝑠𝑎ℎ𝑎𝑛𝑎 𝑛𝑦 𝑅𝑎ℎ𝑎𝑟𝑎ℎ𝑎𝑚-𝑝𝑖𝑡𝑎𝑛𝑡𝑎𝑛𝑎𝑛𝑎 𝑠𝑦 𝑛𝑦 𝑉𝑜𝑙𝑎Voatendry ho Tale misahana ny Raharaham-pitantanana sy ny Vola eto amin’ny Ministeran’ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana…..

Détail