Archives des actualités du MESUPRES

course thumb

Fivoriana fanaovana tombana mikasika ny bakalorea 2024

Notanterahina tao Toamasina ny 14 desambra 2024 ny fivoriana nanaovana tombana ny fanadinana Bakalorea ny taona 2024, fivoriana fanao isan-taona izay mampivondrona ireo mpandray anjara sy mpiantsehatra…..

Détail
course thumb

Faha 50 taonan’ny CNELA: Nozaraina mari-pahaizana ireo nahavita fianarana ny taona 2024

Ao anatin’ny fankalazana ny faha 50 taonan’ny Ivon-toerana Nasionaly mampianatra ny teny anglisy (CNELA) dia nisy ny lanonana fizaràna mari-pahaizana teny amin’ny…..

Détail
course thumb

Atelier pour l’élaboration de la feuille de route d’accréditation des institutions paramédicales

Du 09 au 11 décembre 2024, un atelier est organisé à Mahajanga, par le Ministère de l’Enseignement Supérieur et de la Recherche Scientifique, pour…..

Détail
course thumb

Fihaonamben'ireo filohan'ny oniversite

Tontosa ny 06 desambra 2024 teto amin'ny Ministeran’ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa ny « Conférence des Présidents des Universités » (CPU) », fivoriana faratampony mandinika sy manapaka mikasika…..

Détail
course thumb

Commission Nationale d'Habilitation: Le MESUPRES prône l’excellence

Le 04 décembre 2024, la Ministre de l’Enseignement Supérieur et de la Recherche Scientifique, Pr. Loulla CHAMINAH, a officiellement lancé la réunion de la Commission Nationale d'Habilitation…..

Détail
course thumb

CRFM - CNH: Réunion pour l’amélioration de la qualité de l’enseignement supérieur

L’amélioration de la qualité de l’enseignement supérieur est une priorité pour le Ministère de l’Enseignement Supérieur et de la Recherche Scientifique (MESUPRES).…..

Détail
course thumb

Enseignement supérieur et recherche scientifique: Coopération renforcée entre la Chine et Madagascar

La coopération entre Madagascar et la Chine dans le domaine de l’enseignement supérieur et de la recherche scientifique se renforce.Concernant l’enseignement…..

Détail
course thumb

Oniversiten’Analanjirofo sy Lemans Universite: Nanatanteraka Loabary an-dasy

Vinan’ny fitondram-pajakana ary tanjon’ny Ministeran’ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-Tsiansa ny hampiroborobo ny kalitaon'ny fampianarana ambony sy ny fikarohana…..

Détail
course thumb

Fihaonan’ny Minisitra tamin'ireo mpampianatra sy mpandraharaha ao amin’ny Oniversiten'i Mahajanga

Nihaona tamin'ireo mpampianatra sy mpandraharaha ao amin’ny Oniversiten’i Mahajanga ny Minisitry ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa,…..

Détail