Archives des actualités du MESUPRES

course thumb

Fananganan-tsaina volana septambra 2025

Nankasitraka ny fiaraha-mientan’ny rehetra tamin’ny fahatontosan’ny « Conférence Publique » ny SADC notarihin’ny Fitaleavan’ny Fampandrosoana sy ny Fandrindrana ny Fiaraha-miasa (DDCP) sy ny fanadinana bakalorea…..

Détail
course thumb

Fifanakalozan-kevitra teo amin'ny MESUPRES sy ny MEDD momba ny tetikasa APA

Ao anatin'ny fampiharana ny tetikasa APA ( Accès et Partage des Avantages) voarakitra ao anatin'ny fifanarahana iraisam-pirenena "Protocole de NAGOYA" dia nisy ny fikaonandoha…..

Détail
course thumb

Baccalauréat 2025 : un taux de réussite national de 50,73%

Au niveau national, 112 794 sur 222 330 candidats ont obtenu le précieux diplôme qui leur ouvrira les portes des universités. Cela porte à 50,73 % le taux de réussite au niveau national, soit…..

Détail
course thumb

CIDST : Fanokafana ny « Salon de l’Etudiant et de l’Emploi » ao Mahajanga

Isan-taona dia mikarakara ny « Salon de l’Étudiant et de l’Emploi » ny Ivon-toerana momba ny Torohay sy Fahalalàna Siantifika ary Tekinika (CIDST), ivon-toeram-pikarohana…..

Détail
course thumb

Fitokanana ny lalambe migodana mampitohy an'Antananarivo sy Toamasina

Ao anatin'ny fandraisan'i Madagasikara ny fihaonamben'ny vondrona SADC faha-45 dia notokanan'ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA sady Filoha vaovaon'ny vondrona SADC ny 18 aogositra…..

Détail
course thumb

Fanokafana amin’ny fomba ofisialy ny fitaterana an-tariby

Notokanan’ny Filoham-pirenena Andriamatoa Andry RAJOELINA tamin’ny fomba ofisialy ny 15 aogositra 2025 ny fitaterana an-tariby « téléphérique » izay fotodrafitrasa hanatsarana ny fitaterana eto…..

Détail
course thumb

Famelabelaran-kevitra ho an'ny daholobe ao anatin'ny SADC andiany faha 45

Fahombiazana tanteraka ny famelabelaran-kevitra ho an'ny daholobe na « Conférence publique » notanterahana teo ambany fiahian'ny Filohan'ny Repoblikan'i Madagasikara sady Filoha…..

Détail
course thumb

Fisokafan’ny Filankevitry ny Minisitra SADC eto Antananarivo sy famindram-pitantanana

Antananarivo, 12 Aogositra 2025 – Nisokatra androany teto Antananarivo, renivohitr’i Madagasikara ny Filankevitry ny Minisitry ny SADC, izay enti-manomana ny fihaonana…..

Détail
course thumb

Manohy ny ezaka fanadiovana ny fianakaviamben’ny MESupReS

Nahitana vokatra tsara ny ezaka fiaraha-mientana sy fahavononana nasehon’ny fianakaviamben’ny Ministeran’ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa tamin’ny fanadiovana ao anaty fikarakarana…..

Détail