𝐴𝑜 𝑎𝑛𝑎𝑡𝑖𝑛’𝑛𝑦 𝑓𝑎𝑛𝑎𝑡𝑠𝑎𝑟𝑎𝑛𝑎 𝑛𝑦 𝑓𝑜𝑚𝑏𝑎 𝑓𝑖𝑎𝑠𝑎 𝑠𝑦 𝑛𝑦 𝑓𝑖𝑡𝑎𝑛𝑡𝑎𝑛𝑎𝑛𝑎 𝑒𝑡𝑜 𝑎𝑛𝑖𝑣𝑜𝑛’𝑛𝑦 𝑀𝑖𝑛𝑖𝑠𝑖𝑡𝑒𝑟𝑎𝑛’𝑛𝑦 𝐹𝑎𝑚𝑝𝑖𝑎𝑛𝑎𝑟𝑎𝑛𝑎 𝐴𝑚𝑏𝑎𝑟𝑎𝑡𝑜𝑛𝑔𝑎 𝐴𝑚𝑏𝑜𝑛𝑦 𝑠𝑦 𝑛𝑦 𝐹𝑖𝑘𝑎𝑟𝑜ℎ𝑎𝑛𝑎 𝐴𝑟𝑎-𝑡𝑠𝑖𝑎𝑛𝑠𝑎 (𝑀𝐸𝑆𝑢𝑝𝑅𝑒𝑆), 𝑑𝑖𝑎 𝑡𝑎𝑛𝑡𝑒𝑟𝑎ℎ𝑖𝑛𝑎 𝑛𝑦 7…..
En savoir plus
Nosokafan’ny Minisitry ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa, Pr RAVONIMANANTSOA Ndaohialy Manda-Vy,…..
En savoir plus
Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny 7 Mey 2026 teny amin’ny CCI Ivato ny Foara Iraisampirenena eto Madagasikara (FIM 2026). Mandray anjara mavitrika amin’izany ny Minisiteran’ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy…..
En savoir plus
Hanomezan-danja ny fikarohana sy ny voka-pikarohana, nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny 7 Mey 2026 teny amin’ny Esplanade Ankatso…..
En savoir plus
Notokanana ny 6 Mey 2026 tao Ankatso ny “Centre de Formation Huawei” eto Madagasikara. Ivotoerana maoderina, ahitana fitaovana manara-penitra ho fanamafisana…..
En savoir plus
Handray anjara mavitrika amin’ny tranoheva sy famelabelaran-kevitra ary latabatra boribory mandritra ny FIM 2026 izay hotanterahina ny…..
En savoir plus
Notokanana tamin’ny fomba ofisialy ny 4 Mey 2026 teny amin’ny Sekoly Ambonin’ny Siansa Agronomika (ESSA) Ankatso ny laboratoara…..
En savoir plus
Niarahaba sy nankasitraka ny ezaka ataon’ny mpiasa rehetra eto amin’ny Minisiteran’ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa ny Minisitra…..
En savoir plus
Niara-nientana nanatanteraka fanadiovana faobe teny amin'ny "Cité Universitaire" Ankatso II ny Minisiteran’ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa (MESUPRES), notarihin’ny…..
En savoir plus