Actualités

Retrouvez ici toutes les actualités du MESUPRES : événements, activités, réalisations, projets, réunion, ...

course thumb
  • 10 Septembre 2026

Fampianarana ambaratonga ambony, fitsaboana ary fikarohana : Concours National d'Agregation en Medecine Humaine et Odonto-Stomatologie

Nosokafana tamin'ny fomba ofisialy ny 9 septambra 2026, tao amin'ny INSPC Befelatanana, ny « Concours National d'Agrégation…..

En savoir plus
course thumb
  • 07 Septembre 2026

Fanatsarana ny fomba fiasa eto amin’ny MESUPRES : fiofanana momba ny taratasy fifandraisana ara-panjakana

Ao anatin’ny ezaka fanatsarana ny fomba fiasa sy ny fahaiza-manaon’ireo mpiasa eto amin’ny Minisiteran’ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny…..

En savoir plus
course thumb
  • 07 Septembre 2026

FANANGANAN-TSAINA – SEPTAMBRA 2026

Nitarika ny Fananganan-tsaina teto Fiadanana, ny 7 septambra 2026, ny Sekretera Jeneralin’ny Minisiteran’ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa (MESUPRES), Pr ANDRIAMANIRAKA Jaona Harilala.Nisaorana…..

En savoir plus
course thumb
  • 01 Septembre 2026

Voka-pikarohana : natolotra tamin’ny fomba ofisialy ny karazam-bary Besalohy

𝑀𝑎𝑚𝑒𝑡𝑟𝑎𝑘𝑎 ℎ𝑜 𝑧𝑎𝑣𝑎-𝑑𝑒ℎ𝑖𝑏𝑒 𝑛𝑦 𝐹𝑖𝑘𝑎𝑟𝑜ℎ𝑎𝑛𝑎 𝑠𝑦 𝑚𝑎𝑛𝑎𝑚𝑝𝑦 𝑎𝑚𝑖𝑛'𝑛𝑦 𝑓𝑎𝑛𝑎𝑝𝑎𝑟𝑖𝑎ℎ𝑎𝑛𝑎 𝑖𝑟𝑒𝑜 𝑣𝑜𝑘𝑎-𝑝𝑖𝑘𝑎𝑟𝑜ℎ𝑎𝑛𝑎 𝑛𝑦 𝐹𝑖𝑡𝑜𝑛𝑑𝑟𝑎𝑚-𝑝𝑎𝑛𝑗𝑎𝑘𝑎𝑛𝑎 𝑡𝑎𝑟𝑖ℎ𝑖𝑛’𝑛𝑦 𝐹𝑖𝑙𝑜ℎ𝑎𝑛’𝑛𝑦 𝐹𝑎𝑛𝑎𝑣𝑎𝑜𝑧𝑎𝑛𝑎 𝑛𝑦 𝑅𝑒𝑝𝑜𝑏𝑙𝑖𝑘𝑎𝑛’𝑖 𝑀𝑎𝑑𝑎𝑔𝑎𝑠𝑖𝑘𝑎𝑟𝑎.…..

En savoir plus
course thumb
  • 31 Août 2026

Fanokafana ny "Festival du Citron" tao Manandriana

Nosokafan’ny Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara, RANDRIANIRINA Michaël, tamin’ny fomba ofisialy ny 5 septambra 2026, ny "Festival du Citron" andiany faharoa. Hetsika izay tanterahina…..

En savoir plus
course thumb
  • 29 Août 2026

Pole Entrepreneuriat 2026 : Sehatra nampifandray ny fikarohana, ny fanavaozana ary ny fandraharahana

𝐴ℎ𝑜𝑎𝑛𝑎 𝑛𝑜 ℎ𝑎𝑛𝑜𝑣𝑎𝑛𝑎 𝑛𝑦 ℎ𝑒𝑣𝑖𝑡𝑟𝑎 𝑠𝑦 𝑛𝑦 𝑣𝑜𝑘𝑎𝑡𝑟𝑦 𝑛𝑦 𝑓𝑖𝑘𝑎𝑟𝑜ℎ𝑎𝑛𝑎 ℎ𝑜 𝑙𝑎𝑠𝑎 𝑜𝑟𝑖𝑛𝑎𝑠𝑎, 𝑎𝑠𝑎 𝑣𝑎𝑜𝑣𝑎𝑜 𝑎𝑟𝑦 ℎ𝑎𝑟𝑒𝑛𝑎 ℎ𝑜 𝑎𝑛’𝑖 𝑀𝑎𝑑𝑎𝑔𝑎𝑠𝑖𝑘𝑎𝑟𝑎? 𝐼𝑧𝑎𝑛𝑦 𝑛𝑜 𝑡𝑎𝑛𝑗𝑜𝑛𝑎 𝑛𝑎𝑝𝑒𝑡𝑟𝑎𝑘𝑦 𝑛𝑦 𝑃𝑜̂𝑙𝑒…..

En savoir plus
course thumb
  • 26 Août 2026

ASIEF 2026 : Nandray anjara tamin’ny hetsika ara-panatanjahantena ny Fiadidiana ny Fanavaozana ny Repoblika sy ireo mpikambana ao amin’ny Governemanta

Anisan’ny hetsika nisongadina nandritra ny ASIEF ny 26 aogositra 2026 ny “match de gala “ lalao…..

En savoir plus