Nitarika ny Fananganan-tsaina teto Fiadanana ny 03 Aogositra 2026 ny Sekretera Jeneralin’ny Minisiteran’ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa, Pr ANDRIAMANIRAKA Jaona Harilala. Nankasitrahany…..
En savoir plus
Fotoam-pivavahana lehibe sy fanokanana mpiandry no nanamarihana ny fankalazana ny Jôbily faha-85 taonan'ny Tobilehibe Ankaramalaza. Mpiandry maherin'ny 600 isa no notokanana ary nosalorana…..
En savoir plus
Vaindohan-draharahan'ny Fitondram-panjakana, tanterahin'ny Minisiteran'ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa (MESUPRES), ny fametrahana Oniversite manakaiky ny vahoaka mba hanitarana ny fahafahan'ny…..
En savoir plus
Anisan'ny vinan’ny Minisiteran'ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa (MESUPRES) ny fanatsarana ny kalitaon'ny fampianarana…..
En savoir plus
Manohy ny fanomanana ny CNH ny Minisiteran'ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa. Ao anatin’izany dia misy ny fidinana ifotony eny anivon'ireo…..
En savoir plus
Mijoro ho ivon’ny fandrindrana ny fiarovana ny fanadinana Bakalorea 2026 ny « Centre Opérationnel de Suivi et de Sécurisation…..
En savoir plus
Nosoniavin'i Pr RAVONIMANANTSOA Ndaohialy Manda-Vy, Minisitry ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa, sy ny Pr Thierry PORTAFAIX,…..
En savoir plus
Anisan'ireo Oniversite manakaiky vahoaka vao nikarakara ny fanadinana Bakalorea voalohany ihany koa ny Oniversiten'ItasyTonga nijery sy nanara-maso ny fizotry…..
En savoir plus