Actualités

Retrouvez ici toutes les actualités du MESUPRES : événements, activités, réalisations, projets, réunion, ...

course thumb
  • 22 Juillet 2026

Fanadinana Bakalorea 2026 : Nijery ifotony ny fizotry fanadinana iandraiketan'ny Ofisin'ny Bakalorea vaovao tao Antsirabe ny Minisitra

Tafiditra ao anatin'ny Politikan'ny Fanjakana ny fampiharana ny fitsinjaram-pahefana, ka tanterahin'ny Minisiteran'ny…..

En savoir plus
course thumb
  • 22 Juillet 2026

Fanaraha-maso ny fanadinana Bakalorea tao Amoron'i Mania

Mitohy ny fanaraha-maso akaiky ny fizotry ny fanadinana Bakalorea 2026. Ny 22 jolay 2026, dia nitsidika ny ivotoeram-panadinana ao amin'ny Lisea RAKOTOARISOA, Faritra Amoron'i Mania, ny Minisitry…..

En savoir plus
course thumb
  • 20 Juillet 2026

Fanadinana Bakalorea 2026 : Mitohy ny fanaraha-maso ataon'ny Minisitera

Nitohy teny amin’ny CEG sy Lisea Alasora ny fitsidihana foibem-panadinana nataon’ny Minisitry ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa, Pr RAVONIMANANTSOA Ndaohialy…..

En savoir plus
course thumb
  • 20 Juillet 2026

Fanadinana Bakalorea 2026

Mpiadina 233 538 no miatrika ny fanadinana Bakalorea amin'ity taona ity, raha 222 330 tamin'ny taona 2025, ka nahitana fitomboana 5,04 %.Tao amin'ny Lisea JJ Rabearivelo sy ny Lisea Teknika Mahamasina, no nanatanterahina tamin'ny…..

En savoir plus
course thumb
  • 18 Juillet 2026

BUS FOTON : Miara-mientana hanamora ny fivezivezen’ireo mpiadina Bakalorea ny Fitondram-panjakana

Ho fanamorana ny fivezivezen’ireo mpiadina Bakalorea sy ho fanohanana ny fitandroana ny filaminam-bahoaka manoloana ireo tranga mampanahy niseho tato ho…..

En savoir plus
course thumb
  • 16 Juillet 2026

Fanadinana Bakalorea 2026 : Miara-miasa amin’ny MESUPRES ny MID

𝑀𝑖𝑓𝑎𝑛𝑜𝑚𝑒 𝑡𝑎𝑛𝑎𝑛𝑎 𝑎𝑚𝑖𝑛'𝑛𝑦 𝑀𝑖𝑛𝑖𝑠𝑖𝑡𝑒𝑟𝑎𝑛'𝑛𝑦 𝐹𝑎𝑚𝑝𝑖𝑎𝑛𝑎𝑟𝑎𝑛𝑎 𝐴𝑚𝑏𝑎𝑟𝑎𝑡𝑜𝑛𝑔𝑎 𝐴𝑚𝑏𝑜𝑛𝑦 𝑠𝑦 𝑛𝑦 𝐹𝑖𝑘𝑎𝑟𝑜ℎ𝑎𝑛𝑎 𝐴𝑟𝑎-𝑡𝑠𝑖𝑎𝑛𝑠𝑎 (𝑀𝐸𝑆𝑈𝑃𝑅𝐸𝑆) 𝑛𝑦 𝑀𝑖𝑛𝑖𝑠𝑖𝑡𝑒𝑟𝑎𝑛'𝑛𝑦 𝐴𝑡𝑖𝑡𝑎𝑛𝑦 𝑠𝑦 𝑛𝑦 𝐹𝑖𝑡𝑠𝑖𝑛𝑗𝑎𝑟𝑎𝑚-𝑝𝑎ℎ𝑒𝑓𝑎𝑛𝑎 (𝑀𝐼𝐷) 𝑎𝑚𝑖𝑛'𝑛𝑦 𝑓𝑎𝑛𝑑𝑟𝑖𝑛𝑑𝑟𝑎𝑛𝑎…..

En savoir plus
course thumb
  • 15 Juillet 2026

DOCTORIALES andiany faha-12 : Manandratra ny fikarohana ho fampandrosoana ny firenena

Manome lanja ny fikarohana ara-tsiansa ho vahaolana mivaingana amin'ny fampandrosoana ny firenena ny Fitondram-panjakana, amin'ny alalan'ny MESUPRES. Izany no antony…..

En savoir plus
course thumb
  • 13 Juillet 2026

Tsy hisy fandeferana: Hentitra ny MESUPRES sy ny MSP amin'ny fiarovana ny fanadinana Bakalorea 2026

Laharam-pahamehana ny fiantohana ny fiatrehan'ny mpiadina ny fanadinana Bakalorea am-pilaminana sy am-pitoniana. Hamafisina ireo fepetra ahafahana miroso…..

En savoir plus