Actualités

Retrouvez ici toutes les actualités du MESUPRES : événements, activités, réalisations, projets, réunion, ...

course thumb
  • 21 Mai 2025

CPU voalohany niarahana tamin'ireo Filohan'ny Oniversite voafidy vaovao

Tontosa ny 21 may 2025 teto Fiadanana ny «Conférence des Présidents des Universités » na CPU. Fivoriana faratampony manapaka ny mahakasika ny tontolon’ny fampianarana ambony izay…..

En savoir plus
course thumb
  • 20 Mai 2025

Mission de coopération au Maroc : un nouveau chapitre pour l’enseignement supérieur Malagasy

Le Gouvernement Malagasy accorde une importance capitale à la coopération internationale.Dans ce cadre, une mission stratégique a été conduite au Royaume…..

En savoir plus
course thumb
  • 19 Mai 2025

Sekoly Ambony Politeknikan’Antananarivo: mandroso ny fanatsarana ny fotodrafitrasa

Tafiditra ao anatin’ny Politika Ankapoben'ny Fanjakana amin'ny fanatsarana ny kalitaon'ny fampianarana ambony ny fanatsarana fotodrafitrasa.Tsy niandry ela, taorian’ny…..

En savoir plus
course thumb
  • 19 Mai 2025

Fanamafisana ny fifanomezan-tanana sy lamina stratejika ho an’ny fikarohana ara-tsiansa eto Madagasikara

Ho fanatanterahana ny vinam-pampandrosoan’Andriamatoa Filoham-pirenena Andry RAJOELINA, sy ny toromarika avy amin’ny Ministry ny Fampianarana Ambony…..

En savoir plus
course thumb
  • 18 Mai 2025

Fihaonana tamin’ny mpianatra ESPA-Vontovorona

Tsy nikely soroka na dia alahady aza ny andro fa tonga tao amin’ny Sekoly Ambony Politeknikan’Antananarivo ao Vontovorona, Ramatoa Minisitry ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa, Pr CHAMINAH…..

En savoir plus
course thumb
  • 18 Mai 2025

Fitokanana ny « Boulevard de Kiembe » tao Toliara

Nitokana ny « Boulevard de Kiembe » ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA ny 17 May 2025 tao Toliara.Ny « Boulevard de Kiembe » dia lalana mampitohy ny seranantsambon'i Toliara sy ny lalam-pirenena faha-7…..

En savoir plus
course thumb
  • 17 Mai 2025

Fihaonana tamin’ireo « Chef de Mention » tao amin’ny Oniversiten’i Toliara

« 𝑁𝑦 𝑓𝑎𝑚𝑝𝑎𝑛𝑑𝑟𝑜𝑠𝑜𝑎𝑛𝑎 𝑛𝑦 𝑂𝑛𝑖𝑣𝑒𝑟𝑠𝑖𝑡𝑒 𝑑𝑖𝑎 𝑡𝑠𝑦 ℎ𝑜 𝑣𝑖𝑡𝑎𝑛’𝑛𝑦 𝑀𝑖𝑛𝑖𝑠𝑡𝑒𝑟𝑎 𝑖𝑟𝑒𝑟𝑦, 𝑡𝑠𝑦 ℎ𝑜 𝑣𝑖𝑡𝑎𝑛’𝑛𝑦 𝐹𝑖𝑙𝑜ℎ𝑎𝑛’𝑛𝑦 𝑂𝑛𝑖𝑣𝑒𝑟𝑠𝑖𝑡𝑒 𝑖𝑟𝑒𝑟𝑦 𝑓𝑎 𝑖𝑠𝑖𝑘𝑎 𝑚𝑖𝑎𝑟𝑎𝑘𝑎 𝑛𝑜 ℎ𝑎𝑚𝑝𝑎𝑛𝑑𝑟𝑜𝑠𝑜 𝑛𝑦 𝑂𝑛𝑖𝑣𝑒𝑟𝑠𝑖𝑡𝑒 𝑡𝑠𝑖𝑟𝑎𝑖𝑟𝑎𝑦…..

En savoir plus
course thumb
  • 17 Mai 2025

Hetsika sosialy tao Toliara

Nanolotra fanomezana ho an’ny mponina maro tao Toliara, renivohitry ny Faritra Atsimo Andrefana ny Filohan’ny Repoblika, Andriamatoa Andry RAJOELINA sy Ramatoa vadiny, nandritra ny hetsika sosialy notanterahina ny 16 may 2025.Nanotrona…..

En savoir plus
course thumb
  • 16 Mai 2025

Fidinana ifotony ao amin’ny Faritra Atsimo Andrefana

Ankoatra ny Filan-kevitry ny Minisitra sy ny Filan-kevitry ny Governemanta notontosaina tany amin’ny Faritra dia mijery akaiky ireo tetik’asam-pampandrosoana eny ifotony ao amin’ny Faritra Atsimo…..

En savoir plus