Ho fanatsarana ny tontolon’ny fampianarana ambony, nitafa mivantana tamin’ireo mpikambana ao amin’ny CODIR, mpampianatra, mpandraharaha ary…..
En savoir plus
Tonga nanolotra "panneaux solaires" ho famahana ny olan’ny jiro ao amin’ny Oniversiten’i Fianarantsoa ny Mpanolon-tsaina Avo ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara, Kôlônely…..
En savoir plus
Vahaolana avy hatrany no nentin'ny Minisitry ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa Pr RAVONIMANANTSOA Ndaohialy Manda-Vy ho an'ny Oniversite Vakinankaratra nandritra ny fitsidihana…..
En savoir plus
Notanterahina ny 6 novambra 2025 teto Fiadanana ny CPU voalohany niarahan’ny Minisitry ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa Pr RAVONIMANANTSOA Ndaohialy Manda-Vy tamin'ireo Filohan'ny…..
En savoir plus
Nanara-maso ny fizotry ny asa fanavaozana sy fanitarana ny UniPod eto Madagasikara izay hatao eto Tsimbazaza ny Minisitry ny Fampianarana Ambaratonga…..
En savoir plus
Tsy kabary fa asa avy hatrany hoy ny Minisitry ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa,…..
En savoir plus
Ny 3 novambra no andro natokan’ny UNESCO hanamarihana ny lanjan'ireo faritra arovana izay mampifandray ny zavaboahary sy ny fampandrosoana maharitra.Anisany mampisongadina an’i Madagasikara…..
En savoir plus
Nitafa mivantana tamin’ireo mpianatra,…..
En savoir plus
Tontosa ny 29 oktobra 2025 teto Fiadanana ny fifamindram-pitantanana teo amin’ny Minisitry Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa teo aloha Pr CHAMINAH Loulla sy ny Minisitra voatendry 𝐏𝐫 𝐑𝐀𝐕𝐎𝐍𝐈𝐌𝐀𝐍𝐀𝐍𝐓𝐒𝐎𝐀…..
En savoir plus