Actualités

Retrouvez ici toutes les actualités du MESUPRES : événements, activités, réalisations, projets, réunion, ...

course thumb
  • 15 Avril 2026

Fampiroboroboana ny fikarohana sy fanamafisana ny kalitaon’ny fampianarana ambony eto Madagasikara : Fihaonambe iraisam-pirenena tao amin'ny FDSP Ankatso

Naneho ny fanohanany ny fikarohana ara-tsiansa sy ny fiaraha-miasa iraisam-pirenena ny Minisitry…..

En savoir plus
course thumb
  • 14 Avril 2026

Fikaonandoham-pirenen’ny tanora ho an’ny fanavaozana : nitondra ny feony ireo mpianatra eny amin'ny Oniversite manerana ny Nosy

Natomboka tamin’ny fomba ofisialy ny 14 aprily teny amin’ny CCI Ivato ny Fikaonandoham-pirenen’ny tanora. Nanokatra ny…..

En savoir plus
course thumb
  • 13 Avril 2026

Fanombohana ny fivoriana tsy ara-potoana teny amin’ny Antenimierampirenena

Natomboka ny 13 Aprily 2026 ny fivoriana tsy ara-potoana teny amin’ny Antenimierampirenena Tsimbazaza.Nanatrika izany ireo mpikambana ao amin’ny Governemanta tarihin’ny Praiminisitra…..

En savoir plus
course thumb
  • 13 Avril 2026

Namiratra ny mpampianatra sy mpanabe Malagasy tamin’ny "Africa Summit Education 2026"

Nandritra ny “Africa Summit Education 2026” andiany faha-4, izay natao tany Accra, any Ghana, ny 19 hatramin’ny 21 martsa 2026, dia nisongadina ireo mpampianatra sy…..

En savoir plus
course thumb
  • 10 Avril 2026

Fanamafisana ny fiaraha-miasa eo amin'ny Oniversite eto Madagasikara sy ny any Rosia

Noraisin’ny Minisitry ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa, Pr RAVONIMANANTSOA Ndaohialy Manda-Vy, teto Fiadanana ny 10 aprily 2026 ny delegasiona…..

En savoir plus
course thumb
  • 09 Avril 2026

Oniversite manakaiky vahoaka : Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny taom-pianarana ao amin’ny AUARB

Nanokatra tamin’ny fomba ofisialy ny taom-pianarana tao amin’ny "Annexe Université d’Antananarivo Région Bongolava" (AUARB) ao amin’ny Distrikan’i…..

En savoir plus
course thumb
  • 07 Avril 2026

Fanomezan-danja ny fikarohana eny amin’ny Anjerimanontolo : nitsidika ny IOGA ny Minisitra

𝑍𝑎𝑣𝑎-𝑑𝑒ℎ𝑖𝑏𝑒 𝑛𝑦 𝑓𝑎𝑛𝑜ℎ𝑎𝑛𝑎𝑛𝑎 𝑖𝑟𝑒𝑜 𝑓𝑜𝑡𝑜𝑑𝑟𝑎𝑓𝑖𝑡𝑟𝑎𝑠𝑎 𝑠𝑖𝑎𝑛𝑡𝑖𝑓𝑖𝑘𝑎 𝑒𝑡𝑜 𝑎𝑚𝑖𝑛’𝑛𝑦 𝐹𝑖𝑟𝑒𝑛𝑒𝑛𝑎, 𝑠𝑎𝑡𝑟𝑖𝑎 𝑚𝑖𝑡𝑎𝑛𝑎 𝑎𝑛𝑗𝑎𝑟𝑎 𝑡𝑜𝑒𝑟𝑎𝑛𝑎 𝑙𝑒ℎ𝑖𝑏𝑒 𝑎𝑚𝑖𝑛’𝑛𝑦 𝑓𝑎𝑚𝑝𝑎𝑛𝑑𝑟𝑜𝑠𝑜𝑎𝑛𝑎 𝑚𝑎ℎ𝑎𝑟𝑖𝑡𝑟𝑎 𝑖𝑧𝑎𝑛𝑦. Ao…..

En savoir plus
course thumb
  • 04 Avril 2026

Fitsidihan’ny Filoha mivady tao amin’ny Oniversiten’i Fianarantsoa

𝐿𝑜ℎ𝑎𝑙𝑎ℎ𝑎𝑟𝑎𝑛𝑎 𝑎𝑜 𝑎𝑛𝑎𝑡𝑖𝑛’𝑛𝑦 𝑃𝑜𝑙𝑖𝑡𝑖𝑘𝑎𝑚-𝑝𝑎𝑛𝑗𝑎𝑘𝑎𝑛𝑎 𝑛𝑦 𝑓𝑎𝑛𝑑𝑟𝑎𝑛𝑡𝑜𝑎𝑛𝑎 𝑓𝑎ℎ𝑎𝑙𝑎𝑙𝑎𝑛𝑎 𝑠𝑎ℎ𝑎𝑧𝑎 𝑠𝑦 𝑛𝑦 𝑓𝑎𝑛𝑜𝑚𝑒𝑧𝑎𝑛𝑎 ℎ𝑎𝑠𝑖𝑛𝑎 𝑛𝑦 𝑓𝑎𝑚𝑝𝑖𝑎𝑛𝑎𝑟𝑎𝑛𝑎 𝑎𝑚𝑏𝑎𝑟𝑎𝑡𝑜𝑛𝑔𝑎 𝑎𝑚𝑏𝑜𝑛𝑦. Porofon’izany, nandritra ny fitsidihan’ny…..

En savoir plus
course thumb
  • 03 Avril 2026

03 Aprily 2026 | Fianarantsoa, Faritra Matsiatra Ambony

𝐓𝐨𝐧𝐠𝐚 𝐞𝐭𝐨 𝐅𝐢𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐧𝐭𝐬𝐨𝐚, 𝐫𝐞𝐧𝐢𝐯𝐨𝐡𝐢𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐌𝐚𝐭𝐬𝐢𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐀𝐦𝐛𝐨𝐧𝐲, 𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐥𝐨𝐡𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐯𝐚𝐨𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐑𝐞𝐩𝐨𝐛𝐥𝐢𝐤𝐚, 𝐑𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐀𝐍𝐈𝐑𝐈𝐍𝐀 𝐌𝐢𝐜𝐡𝐚𝐞̈𝐥, 𝐬𝐲 𝐫𝐚𝐦𝐚𝐭𝐨𝐚 𝐯𝐚𝐝𝐢𝐧𝐲.Nialoha lalana azy ireo ny mpikambana vitsivitsy…..

En savoir plus