Actualités

Retrouvez ici toutes les actualités du MESUPRES : événements, activités, réalisations, projets, réunion, ...

course thumb
  • 11 Février 2026

Rivodoza GEZANI : Nijery ifotony ireo fahavoazana tao amin'ny Oniversiten'i Toamasina ny Fitondram-panjakana

Anisan’ireo tena voadona mafy nandritra ny fandalovan’ny rivodoza GEZANI ny Oniversiten’i Toamasina. Araka ny tombana voalohany dia manodidina…..

En savoir plus
course thumb
  • 10 Février 2026

Fanatanjahantena sy kolontsaina eto amin'ny MESUPRES

« 𝐴𝑜 𝑎𝑛𝑎𝑡𝑖𝑛'𝑛𝑦 𝑣𝑎𝑡𝑎𝑛𝑎 𝑡𝑜𝑚𝑎𝑑𝑦 𝑛𝑜 𝑚𝑖𝑠𝑦 𝑛𝑦 𝑠𝑎𝑖𝑛𝑎 𝑚𝑎𝑡𝑠𝑖𝑙𝑜 »Manome lanja manokana ny fanatanjahantena sy ny kolontsaina ny Minisiteran’ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa. Ao…..

En savoir plus
course thumb
  • 09 Février 2026

Famindram-pitantanana teto amin'ny MESUPRES

Tontosa ny 09 Febroary 2026, teto Fiadanana, ny famindram-pitantanana sy fametrahana an’ireo tompon'andraikitra vaovao eto anivon’ny Minisiteran’ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa,…..

En savoir plus
course thumb
  • 07 Février 2026

« Salon des études en France » andiany faha-9 : varavarana misokatra ho an’ny tanora Malagasy

𝑀𝑖𝑡𝑜ℎ𝑦 ℎ𝑎𝑡𝑟𝑎𝑛𝑦 𝑛𝑦 𝑒𝑧𝑎𝑘𝑎 𝑎𝑡𝑎𝑜𝑛’𝑛𝑦 𝑀𝑖𝑛𝑖𝑠𝑖𝑡𝑒𝑟𝑎𝑛’𝑛𝑦 𝐹𝑎𝑚𝑝𝑖𝑎𝑛𝑎𝑟𝑎𝑛𝑎 𝐴𝑚𝑏𝑜𝑛𝑦 𝑠𝑦 𝑛𝑦 𝐹𝑖𝑘𝑎𝑟𝑜ℎ𝑎𝑛𝑎 𝐴𝑟𝑎-𝑡𝑠𝑖𝑎𝑛𝑠𝑎 ℎ𝑜 𝑓𝑎𝑛𝑎𝑡𝑠𝑎𝑟𝑎𝑛𝑎 𝑛𝑦 𝑘𝑎𝑙𝑖𝑡𝑎𝑜𝑛’𝑛𝑦 𝑓𝑎𝑚𝑝𝑖𝑎𝑛𝑎𝑟𝑎𝑛𝑎 𝑎𝑚𝑏𝑜𝑛𝑦 𝑠𝑦 ℎ𝑜…..

En savoir plus
course thumb
  • 07 Février 2026

Famindram-pitantanana teto anivon’ny MESUPRES

Tontosa ny 6 Febroary 2026, teto Fiadanana, ny famindram-pitantanana teo amin’ny 𝐒𝐞𝐤𝐫𝐞𝐭𝐞𝐫𝐚 𝐉𝐞𝐧𝐞𝐫𝐚𝐥𝐲 𝐯𝐚𝐨𝐯𝐚𝐨, 𝐏𝐫 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐀𝐌𝐀𝐍𝐈𝐑𝐀𝐊𝐀 𝐉𝐚𝐨𝐧𝐚 𝐇𝐚𝐫𝐢𝐥𝐚𝐥𝐚, sy ny Sekretera Jeneraly teo aloha, Pr SALAVA Julien.Nanokatra…..

En savoir plus
course thumb
  • 06 Février 2026

Fametrahana amin'ny fomba ofisialy ny Filohan’ny Oniversiten'i Fianarantsoa sy ny Sojabe ary ireo Tale

Ny Fitondram-panjakana dia tsy manao ambanin-javatra ny fijerena ireo Oniversite satria izy ireo no mamokatra tanora malagasy, antoky ny rahampitso…..

En savoir plus
course thumb
  • 04 Février 2026

Famindram-pitantanana teo amin’ny Filohan’ny Oniversiten’Alaotra Mangoro

Notanterahina teto Fiadanana ny 4 febroary 2026, ny famindram-pitantanana teo amin’ny Filohan’ny Oniversiten’Alaotra Mangoro mpisolo toerana vaovao, Dr RAKOTOARISON Miary,…..

En savoir plus
course thumb
  • 03 Février 2026

Voin-kava mahatratra : Fitondram-panjakana miray hina mamonjy ny traboina

Tonga namita iraka tao amin'ny Faritra Betsiboka ny 3 febroary 2026 ireo solontena avy ao amin'ny Governemanta, ka anisan’izany ny Minisitry ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy…..

En savoir plus
course thumb
  • 02 Février 2026

Fananganan-Tsaina volana Febroary 2026

Nandritra ny Fananganan-tsaina ny 2 Febroary 2026, notarihin’ny Minisitra, Pr RAVONIMANANTSOA Ndaohialy Manda-Vy, dia teboka efatra lehibe no nivoitra :Fanovana ny rafitra eto amin’ny Minisiteran’ny Fampianarana…..

En savoir plus