Actualités

Retrouvez ici toutes les actualités du MESUPRES : événements, activités, réalisations, projets, réunion, ...

course thumb
  • 19 Décembre 2025

Famoahana ny andiany MAZAVA sy RENIALA tao amin'ny EGS: manamafy ny andraikitra amin’ny famolavolana manam-pahaizana ny Ministera sy ny Oniversite

Zava-dehibe amin’ny Fitondram-panjakana ny fanomezan-danja ny tanora sy ny mpianatra ary laharam-pahamehan'ny…..

En savoir plus
course thumb
  • 19 Décembre 2025

Revue sectorielle thématique annuelle : fanaovana tombana sy fanatsarana ny hoavin’ny fanabeazana eto Madagasikara

Anisan’ny fototra iorenan’ny Fanavaozana ny Repoblikan’ny Madagasikara ny fanatsarana ny fanabeazana sy ny fampianarana.Mandritra ny…..

En savoir plus
course thumb
  • 19 Décembre 2025

Fihaonan'ireo mpikambana ao amin'ny Governemanta tamin'ireo Solombavambahoaka

Namaly ny fanontanian’ireo Solombavambahoaka ireo mpikambana ao amin’ny Governemanta tarihin’ny Praiminisitra RAJAONARIVELO Herintsalama ny 18 desambra 2025.Nitondra ny valim-panontaniana…..

En savoir plus
course thumb
  • 16 Décembre 2025

Fametrahana ny Filohan'ny Oniversiten’i Toliara : Nohamafisin'ny Minisitra ny fanohanana ny fampianarana ambony sy ny fikarohana

𝐹𝑒𝑡𝑦 𝑙𝑒ℎ𝑖𝑏𝑒 𝑡𝑒𝑙𝑜 𝑠𝑜𝑠𝑜𝑛𝑎 𝑛𝑜 𝑛𝑎𝑛𝑎𝑚𝑎𝑟𝑖𝑘𝑎 𝑛𝑦 𝑂𝑛𝑖𝑣𝑒𝑟𝑠𝑖𝑡𝑒𝑛’𝑖 𝑇𝑜𝑙𝑖𝑎𝑟𝑎 𝑛𝑦 12 𝑑𝑒𝑠𝑎𝑚𝑏𝑟𝑎 2025Notanterahina tao amin'ny Amphi Jean Ferlini…..

En savoir plus
course thumb
  • 15 Décembre 2025

Soavinandriana Itasy : manamafy ny fahavononany hiara-hiasa sy hanohana ny Oniversite ny Fitondram-panjakana amin’ny alalan’ny MESUPRES

Lanonana roa goavana no natao tao Soavinandriana ny 15 desambra 2025. Notokanana tamin’ny fomba ofisialy ny Oniversiten’Itasy,…..

En savoir plus
course thumb
  • 13 Décembre 2025

Fihaonan'ny Minisitra tamin'ny Federasionan'ny Mpianatra Maninday

Nisaotra sy naneho fankasitrahana ny Fiadidiana ny Fanavaozana ny Repoblikan'i Madagasikara ny Federasionan’ny Mpianatra Maninday, noho ny fiahiana sy ny fanohanana natolony, indrindra…..

En savoir plus
course thumb
  • 12 Décembre 2025

Fitsidihan’ny Minisitra ny Oniversiten’i Toliara

Nijery ifotony ny fizotry ny asa fametrahana "panneaux solaires" avy amin’ny Fitondram-panjakana tarihin’ny Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara, Andriamatoa RANDRIANIRINA Michaël, tao…..

En savoir plus
course thumb
  • 11 Décembre 2025

Fifamindram-pitantanana teo amin’ny Talen’ny CROU-A

Tontosa teto amin'ny Ministeran'ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa Fiadanana ny 11 Desambra 2025 ny fifamindram-pitantanana teo amin’ny Talen’ny Centre Régional des Œuvres…..

En savoir plus