Archives des actualités du MESUPRES

course thumb

Fivoriana momba ny vatsim-pianarana

Araka ny toromarik’Andriamatoa Filoham-pirenena, Andry RAJOELINA dia laharam-pahamehana amin’izao fotoana izao ny fikarakarana ny vatsim-pianaran’ny mpianatra.Nisy ny fihaonana notanterahina tao amin’ny Digital Center…..

Détail
course thumb

Université de Toliara : Mise en Place d'un Comite Intérimaire

La présentation des membres du Comité Intérimaire de l’Université de Toliara a eu lieu le 03 février 2025, à la Présidence de l'Université, suite à l'arrêté n° 1895/2025-MESUPRES. Ce Comité…..

Détail
course thumb

Université de Mahajanga: Inauguration du Grand-Amphithéâtre de la Solidarité

Le Ministère de l’Enseignement Supérieur et de la Recherche Scientifique et la Présidence de l'Université de Mahajanga continuent de concrétiser la vision du Président de…..

Détail
course thumb

ISTn’Antananarivo : mpianatra 1388 nahazo diplaoma

Nanetriketrika ny famoahana ireo mpianatra nahavita fianarana ka nahazo diplaoma tao amin’ny Ivontoerana Ambony momba ny Teknolojia na Institut Supérieur de Technologie (IST) d’Antananarivo, notanterahina…..

Détail
course thumb

Cite Universitaire R+1 Ankatso II: Manomboka ny asa fametrahana jiro

Tafiditra ao anatin’ny fanatsarana ny fiainan’ireo mpianatra sy ny toeram-ponenan’izy ireo dia napetraka eny amin’ny cité R+1 Ankatso II ny famatsiana herinaratra 160 KVA mahazaka tanteraka…..

Détail
course thumb

Première Edition du Forum Régional de la Recherche et de l’Innovation: La recherche scientifique au service du développement durable

La Ministre de l’Enseignement Supérieur et de la Recherche Scientifique, Pr Loulla CHAMINAH, a officiellement lancé…..

Détail
course thumb

Fanolorana ny tetikasan'ny Ministeran'ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa tamin'ireo mpiara-miombon'antoka

Araka ny toromarika avy amin'Andriamatoa Filohan'ny Repoblika Andry RAJOELINA sy ny Praiminisitra Ntsay Christian dia nanatanteraka…..

Détail
course thumb

Atelier de réflexion sur la qualité de l'enseignement supérieur : Des solutions concrètes applicables aux universités publiques

L'amélioration de la qualité de l'enseignement supérieur figure parmi les priorités de SEM le Président de la République,…..

Détail
course thumb

Fikaonan-doha nasionaly ho fanatsarana ny kalitaon'ny fampianarana ambony

Fanamby goavana napetrak'Andriamatoa Filoham-pirenena, Andry RAJOELINA tamind-Ramatoa Minisitry ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa, Pr CHAMINAH Loulla, vao vantany…..

Détail