Archives des actualités du MESUPRES

course thumb

08 marsa 2025: Lanonana ofisialy ho an'ny Andro iraisam-pirenena hoan'ny zon'ny vehivavy tao Mahajanga

Tao Mahajanga no notanterahina ny fankalazana nasionaly ny Andro iraisam-pirenena ho an'ny Zon'ny vehivavy. Ankoatra ny hetsika maro efa nisy nandritra…..

Détail
course thumb

Hetsika manodidina ny fankalazana ny 08 marsa: Notokanana ny « Tranon’ny viavy mandroso »

Tafiditra hatrany amin’ny hetsika fankalazana ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny zon'ny vehivavy dia notokanana tao Mahajanga ny 07 marsa 2025 ny "Tranon'ny…..

Détail
course thumb

Fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny Zon’ny vehivavy: Hetsika maro no tanterahina ao Mahajanga

Ao anatin’ny Fankalazana nasionaly ny andro iraisam-pirenena ho an’ny zon’ny vehivavy, izay tarihin-dRamatoa Mialy RAJOELINA, vadin’ny Filohan’ny…..

Détail
course thumb

Fankalazana ny andro iraisam-pirenena hoan'ny zon'ny vehivavy

Natomboka tamin’ny alalan’ny dinidinika famelabelaran-kevitra tao amin'ny Akademia nasionaly ho an'ny hai-kanto, ny hai-laza ary ny hai-raha, ny 05 marsa 2025 ny fanamarihana ny fankalazana…..

Détail
course thumb

Famindram-pitantanana: Nandray ny asany ny DAAQ vaovao

Nandray ny asany ny Tale vaovao misahana ny Fankatoavana sy ny fiantohana ny kalitao na ny “Direction de l'Accréditation et de l'Assurance Qualité” (DAAQ) eto anivon'ny Minisiteran'ny Fampianarana…..

Détail
course thumb

Fondation de l'innovation pour la Démocratie: Colloque sur le lancement officiel du Laboratoire Océan Indien

Dans le cadre de la concrétisation de la vision de SEM Le Président de la République Andry RAJOELINA, conformément à la Politique Générale de…..

Détail
course thumb

Recherche et Innovation – Atelier de réflexion sur la création des business model.

Afin de concrétiser la vision de Son Excellence Monsieur Andry RAJOELINA, Président de la République, coïncidant avec la Politique Générale de l’État mise en œuvre…..

Détail
course thumb

Fanatsarana ny CNRO

Ny Ivon-toeram-pikarohana mikasika ny ranomasina na CNRO dia iray amin’ireo ivon-toeram-pikarohana sivy eo ambany fiahian’ny Ministeran’ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-Tsiansa. Ao Nosy Be no misy azy. Ny taona 1950 no niorina…..

Détail
course thumb

Fanamboarana ny lalana eny Ankatso II

Natomboka ny 22 Febroary 2025 ny asa fanamboarana ny lalana eny Ankatso II, izay ankasitrahan'ny Ministeran’ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa ( MESUPRES) amin’ny alalan’ny Centre Régional des Œuvres…..

Détail