Mitohy hatrany ny asa sahanina eto anivon'ny Minisiteran'ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa hoy ny Sekretera Jeneraly, Pr SALAVA Julien raha nitarika ny Fananganan-Tsaina…..
Détail
Tsy mitsaha-mitombo ny isan'ireo mpianatra afaka fanadinana Bakalorea mandranto fianarana eny amin’ny Anjerimanontolo ary maro amin'izy ireny no sahirana amin'ny fitadiavana trano honena…..
Détail
« Ianareo no mampiodina ny Oniversite, koa tsy maintsy mifanome tanana sy mifanoro hevitra isika », hoy ny Minisitra raha niantso ny fiaraha-mientan’ny…..
Détail
𝐻𝑒𝑡𝑠𝑖𝑘𝑎 𝑡𝑎𝑛𝑡𝑒𝑟𝑎ℎ𝑖𝑛’𝑛𝑦 𝑀𝐸𝑆𝑈𝑃𝑅𝐸𝑆, 𝑚𝑖𝑎𝑟𝑎𝑘𝑎 𝑎𝑚𝑖𝑛’𝑛𝑦 𝐹𝐶𝐸, ℎ𝑎𝑛𝑎𝑚𝑎𝑓𝑖𝑠𝑎𝑛𝑎 𝑛𝑦 𝑘𝑎𝑙𝑖𝑡𝑎𝑜𝑛’𝑛𝑦 𝑓𝑎𝑚𝑝𝑖𝑎𝑛𝑎𝑟𝑎𝑛𝑎 𝑎𝑚𝑏𝑜𝑛𝑦.Napetraky ny Filoham-pirenena, Andriamatoa Andry RAJOELINA ho ivon’ny tetikasa fanavaozana…..
Détail
Tao amin'ny Oniversiten'i Fianarantsoa no nanatanterahan'ny Fianakaviamben'ny Ministeran'ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa, notarihin'ny Pr CHAMINAH Loulla, ny Fananganan-Tsaina,…..
Détail
Notontosaina teo ambany Fiahian’ny Filohan’ny Repoblikan’i Madagasikara, Andriamatoa Andry RAJOELINA, sady Lehibe Faratampon’ny Foloalindahy…..
Détail
Ho fanatsarana ny fifandraisana amin’ny mpianatra amin’ny fitadiavam-bahaolana maharitra eo amin’ny lafiny fikirakirana ny vatsim-pianarana, fandriam-pahalemana ary…..
Détail
Teo ambany fiahian’Andriamatoa Filohan’ny Repoblika, Andry RAJOELINA, noraisina tamin’ny fomba ofisialy ny fiaramanidina vaovao LET-410 ho an’ny Tafika Anabakabaka. Anisan’ny lanonana…..
Détail
Natolotra tamin’ny fomba ofisialy an’Andriamatoa Filoham-pirenena Andry RAJOELINA ny 24 jona 2025, tao amin’ny CCI Ivato, ny andiany voalohany amin’ireo fiara fitateram-bahoaka mandeha 100% amin’ny…..
Détail